Any Ambondrombe zay mitapy @ Zone Rouge

1. karavasy ( 20/02/2009 10:39)
Efa nolazaina mazava ny Zone Rouge nefa mbola minia manambany ny làlana ihany satria miseho ambony làlana nefa mbola tsy mahazo fahefana akory. Alefaso any Ambondrombe rehefa leon'ny miaina.
répondu par Mirananirina le 20/02/2009 12:23
2. rangorivao69 ( 20/02/2009 10:43)
TONDE DILIRO SY KARAVASIO TAO LESY REO HO FAY ANY FA TSSS ;-)
3. penguin ( 20/02/2009 10:44)
Faly mamaky barazy koa aiza no tsy hinan'nem ry andrywuiwui. Ento eny @ 13 Mai indray ny fatiny mba hiakaran'ny herimpo hanitsaka Zone Rouge ry TGVendrana hanova tetika matika paika a.
4. tsinjo ( 20/02/2009 10:45)
Aza adino ny kaly radem sady ataovy misimisy fa mbola lavitra ny lalana aleha radem :-D :-D , makany ambondrobe mou lavitra rakaravasy ??? Aza hitako marina :-D :-D
5. penguin ( 20/02/2009 10:50)
Efa hoe vadimiaramila no atao miambina Ministera azo dé tsy voatifitra mankany Ambondrombe.
6. rangorivao69 ( 20/02/2009 11:18)
raouioui efa fay zao fa nataoko ninan'ny nem-ko ,ireto ny lisitra ho samborina madamakeliloha-raleleine-voatanykely92-rapaty2mil-kindyorypanga nay dilam-bato reo terroristes reo no miafara :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 20/02/2009 11:31)
hay efa doly ny akolita an aiza i rakiro sy ra oui ,manina be noue aho izany :-* :-* :-* :-* :-*
8. xxx ( 20/02/2009 11:35)
marina izany bebe rangory an aiza rakidoro e,toa hoe nisy vita hono ireo mahery fo mpiandry ny ministera sao kosa ary vita foam teny ra kidoro e
9. penguin ( 20/02/2009 11:43)
May ny kidoro bozaka fa hafa ny vita foam.
10. xxx ( 20/02/2009 11:48)
mifalia faramparany alo fa ho avy eo izy e, mitsoka eo daol on lisany ref tong eo ra-kidoro fa mano vavan maty andrano eo daol fotsn
11. xxx ( 20/02/2009 12:15)
hoy tgv momba ny zone rouge
jaune rouge hono io ka afaka mankao ny orange
jaune + rouge =orange donc afaka miditra @ jaune rouge ry tgv fa mila manao orange
12. Mirananirina ( 20/02/2009 12:23)
Raha tsy adala ny vadina miaramila koa handeha eny.Ny fiainanay aza tsy hitany izay anaovana azy.
Vadina mpanendaka sy dahalo ary jiolahy ireny no omena vola dia mody hoe:vadina miaramila izahay 8O 8O 8O .
Tsy misy vadina miaramila na1 aza eny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0863