Amboara eran-tany faha-2 ho an'i Malagasy

1. xxx ( 19/02/2009 22:34)
Taorian'ny nandrombahan'ny ekipa Malagasy ny amboara eran-tany 1 teo amin'ny tsipy kanety be

Dia arahabaina fa azontsika indray ny amboara eran-tany amin'ny fanongam-panjaka, satria dia in-6 niantoana izao ny fanonganana nisy nanomboka tamin'ny nahazoana ny fahaleovantena.

Koa arahabaina manoka isika Malagasy eh

Chin-Chin

Dia mirary mba ho azontsika koa ny amboara amin'ny taranja hafa
2. soanja ( 20/02/2009 05:32)
Atao ahoana fa raha mbola tsy mafonja sy tsy manana ny fiahiana ny fanabeazana sy fampianarana ny zanantsika any Mada dia mbola hanana an'io fihetsika io ny Malagasy ao anatin'ny taonjato iray sy maromaro.

Politikan'ny fanabeazana miahy ny rehetra no vahaolana ary amboara tsy voavidim-bola no setriny.
3. rafitia ( 21/02/2009 06:19)
:roll: haintsika tsara raha io resaka io ka! mbola tsy hijanonana @io isa io ary fa mety mbola hiampy indray aoriana e
4. rafitia ( 21/02/2009 06:21)
haintsika tsara raha io resaka io ka! mbola hiampy aza io isa io
5. Mirananirina ( 22/02/2009 16:39)
Chin-Chin

chin-chin koa. :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.114