Sao mbà diso làlana ary ireto TGV sy ny namany ireto ?.....

1. xxx ( 19/02/2009 19:23)
Asa isika raha mahay ny atao hoe VOIE SANS ISSUE !Izany hoe mandeha dia mandeha ,ary efa misy panneau milàza fa voie sans issue ,DIA MBOLA IDIRANA ihany!

Sa mieritreritra hoe TGV io ka raha tsy tafavoaka ny lohany dia mivadika ary @ vodiny indray mbà hivoahana
Io moa spécialitén ny gasy io mamadika PALITAO io e

Aleo angamba ny tantara no hitsara :p
novalian'i fijo ny 19/02/2009 20:12
2. fijo ( 19/02/2009 19:37)
aleo ho ita e
3. Noue ( 19/02/2009 20:07)
ho hitany eo ny valiny eee ! mahaiza fotsiny mijinja zay nafafiny eee ! tena mbola tsy hain-zareo zany oe zone rouge zany aaa !! sady nga izy ity kaboné no atao an'zany eee ???
4. fijo ( 19/02/2009 20:12)
fa raha tsy hafaka hatramin'ny asabotsy io,dia avelao hoazy,ao,fatsy hanoa rah akoa ny ilany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0467