HOELA VELONA NY MIARAMILA E! 4 NDRAY RAPITSO A! DE 10 AVEO !
22. xxx
(
20/02/2009 04:59)
basy rano ngamba ny an'ireo miaramila ireo.
koa rah tsy miaramila mpamono olona koa ny miaramila gasy koa, mahafantatra ny tokony ataony izy, tsy ny miaramila / tafika gasy anie ireny nitifitra teny Ambohitsirohitra ireny fa ny milisin-dRa8 e,
jereo fotsiny t@ ny 07 Fev, maninona ry zareo(izay mitam-basy) miara-milefa @ vahoaka? satria tsy tao anaty programa mintsy le hitifitra fa ny mpikaraman'adin-Dra8 no nitifitra ireny.
Sady naninona no nisy polisy maty avy tany rah izany? naninona no nisy zandary voatifitra?
Mba misaina sy mieritreritra reefa miteny
23. a256011
(
20/02/2009 05:05)
Nanonofy ve za omaly sa ahoana e? Toa naheno poabasy be, nony maraina ny andro dia naheno vaovao (mety ho diso an!) aho fa hoe nesorin'ny miaramila indray hono ny olon'ny mpitolona niandry ny ministera omaly alina (...) Ahoana ihany ary zany??? Fa ngaha tsy efa minisitra to teny ilay minisitra omaly e? Sa minisitra 5 heures(...) fotsiny? Fa an'iza marina ny tafika e? An'i Vahoaka mpitolona sa an-dRavalo? Sa sao dia mpikarama an'ady Afrikana Tatsimo indray ilay halina. Enga anie mba ho diso ny vaovao ho henoko, fa ho be ihany ny ho kivy @ mpitolona raha izany.(...)
24. narima
(
20/02/2009 05:14)
Aza mirediredy ry Tanora Gasy Vendrana, mba manaraha vaovao! jonoin'ny tafika fa vendrana loatra, ha ha, ha, aza mba vendrana ihany!
25. a256011
(
20/02/2009 05:17)
Nanonofy ve za omaly sa ahoana e? Toa naheno poabasy be, nony maraina ny andro dia naheno vaovao (mety ho diso an!) aho fa hoe nesorin'ny miaramila indray hono ny olon'ny mpitolona niandry ny ministera omaly alina (...) Ahoana ihany ary zany??? Fa ngaha tsy efa minisitra to teny ilay minisitra omaly e? Sa minisitra 5 heures(...) fotsiny? Fa an'iza marina ny tafika e? An'i Vahoaka mpitolona sa an-dRavalo? Sa sao dia mpikarama an'ady Afrikana Tatsimo indray ilay halina. Enga anie mba ho diso ny vaovao henoko, fa ho be ihany ny ho kivy @ mpitolona raha izany.(...)
27. xxx
(
20/02/2009 05:28)
Mazava anie fa na ny tafika aza efa leo an'ity didy jadona be ty, ny tafika mihinana ny maloton-dra8 ihany no mihizihizy @ zao.
28. xxx
(
20/02/2009 05:33)
a256011>>> marina lé vao2, satria ny radio RNMBS no namoka azy. ary vao2 lehibe satria tao anatin'ny fotoanan'ny vao2, ary ny FFKM no nanao fanambarana no notapahana tampoka, satria hiteny ny "lehibe". dé ny mpiasan'ny MBS no nilaza,fa vita alina ihany ny "operation", efa afaka miverina miasa ampilaminana ny mpiasa.
"MINONOA FOTSINY IHANY EEEEEEEEEE"
"MINONOA FOTSINY IHANY EEEEEEEEEE"
30. Radoo
(
20/02/2009 06:28)
lisany tgv zao no hanovo ranomaso @ seau fa le ministera novakiana azo de votsotra ahhhaaaaaa!
ef ita fa mamaky trano de mbola mampiasa mpiandry iany, ampiarahana ny asan-devoly sy Andriamanitra. Adala mantsy ny AVO no anaiky atao fitaovana nefa asan'ny satana no atao. Sa saika hanao sorona ny vahoaka ho an'ny losofera?
ef ita fa mamaky trano de mbola mampiasa mpiandry iany, ampiarahana ny asan-devoly sy Andriamanitra. Adala mantsy ny AVO no anaiky atao fitaovana nefa asan'ny satana no atao. Sa saika hanao sorona ny vahoaka ho an'ny losofera?
31. penguin
(
20/02/2009 06:39)
Tapaka làlan-drivotra elah ry andrywuiwuiwui a. héhéhéhé. Ampio efatra koa raha mafy ééé. Manova "stratégie" dia voadona mangiran-dratsy. Iza no tena tafidra hopitaly. héhéhéhé. VASOKA BE andry TGVendrana andrywuiwuiwui
33. penguin
(
20/02/2009 10:55)
Voay maty hoy ny andrywui nefa nikapo-drambo tampoka indray. Any Ambondrombe hoy ny akama. Efa mivaha hono ao andrywuiwui
