ilay vahoaka koa

1. sitlo ( 19/02/2009 14:11)
Nanam-potoana ihany hankanesana eny Mahamasina sy eny amin'ny 13 mai.

Nefa raha notenenina izao ireo hoe andao hamboly hazo eh, kozy raha tsy ny ampahafolon'ireo ihany no hovoasarika.

Ilay miorakoraka ihany no tena mahafinaritra.

Lesona azo tsoahina: raha hisarika olona hamboly hazo na dia ataovy mafimafy ny matosy dia mitondrà mpihira. Dia ataovy mpanakarena no mitarika.
novalian'i fijo ny 19/02/2009 23:57
2. lemenakely ( 19/02/2009 14:16)
Marina io ! Ary no comment ...
3. andrywui ( 19/02/2009 15:01)
OADRAY !! HAMBOLY HAZO HIARAKA AMIN-DRAVATORANO ISIKA KA !! EFA MANDEFA ANTSO FOANA IZY KO TSY MAMBOLY HAZO AHOANA ARY ? VOLY HAZO MANDE ,TOKONA GREVY MANDE !!
4. Noue ( 19/02/2009 15:29)
ho tapaka lalandrà eo wiwiwi aaa
5. andrywui ( 19/02/2009 15:42)
an an an ka tsy mivazavaza aho letsy ry Noue fa lasa majuscule le izy de nalefako any iany fa maika hifaly aho hiteny oe :: faly aho !! faly aho oa ee!! tena faly anie aho oa aminareo eeeééé !! hi hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. molota ( 19/02/2009 15:45)
zavatra tsy misy dikany io V dé mahafaly an lah ry wiwiw tena Andrywui Radomelina marina elah! :-D :twisted:
7. xxx ( 19/02/2009 16:38)
On n'a que ce qu'on mérite e, rehefa TGV no lasa prezidà dia samia miaky fa ZEFA daholo isika mianakavy izany !!!
8. fijo ( 19/02/2009 23:57)
marina izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2163