VITA NY AFERA E!

1. galloper ( 19/02/2009 13:14)
efa ela aho no te hiditra anaty serasera, salut daoloe
mirary an'i FILOHA tgv ho tonga @ ambony indrindra.
TAPITRA HATREO NY ANDRA8
ministera hafa indray rapitso
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:08
2. xxx ( 19/02/2009 13:30)
galloper:

efa ela aho no te hiditra anaty serasera, salut daoloe
mirary an'i FILOHA tgv ho tonga @ ambony indrindra.
TAPITRA HATREO NY ANDRA8
ministera hafa indray rapitso



Aza mandihy tsy afa-tavony oa sao de tsy fantatr'ialahy ary fa mety trano foana tsy misy n'inon'inona no zay vao oaina eo
afindran'ny olona indray ny Ministera iasany de eo ialahy no raisina tolona very maina fotsiny misy dikany matoa ny Mpitandro Filaminana mamela an'ireo malalaka eo fa mba misaina oa...Fa adala izany ireo Minisitra am-perinasa na 1Minisitra sy Ra8 ka hamela an'ireo hiditra fotsiny eo zay eh
3. patrick2002 ( 19/02/2009 13:35)

Aza mandihy tsy afa-tavony oa sao de tsy fantatr'ialahy ary fa mety trano foana tsy misy n'inon'inona no zay vao oaina eo

marina aloha ny an'i xxx eh!
Mety hafindra any Manjakandriana izany ny renivohitry madagasikara sa hafindra any Antsirabe.
mbola plus noho i Ratsiraka anie i Ra-8 eh!
4. xxx ( 19/02/2009 13:46)
hihihi, afindrany aty antsirabe, aty @le malalany anakiray. taty ra8 omaly. le malalany anakiray aty matsy le maire tsy azo alana, na de tsy mahavita ny tsenan'i sabotsy aza efa ho 3taona zao. tsy azo soloina PDS otran'ny anareo tanà, fa sao tsy.......

ARABAINA ZANY FA NAHAZO MINISTERA (TRANO) ANAKIRAY EEEEEEEEE :roll:
5. peta83 ( 19/02/2009 13:51)
raikitra ihany zany le revy b ny diamondra ary ko!ny iray naazo trano ny iray naazo sipa ! sa ina mo le izy teo???
6. Noue ( 19/02/2009 14:05)
TSY MISY MINISTERA AZON'TGVENDRANA ZANY eee !!! dia aza mamorona fa mba henoy io radio io fa milaza ny fandehan-javatra rehetra eeee http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m499d278c987c4
7. xxx ( 19/02/2009 14:14)
radio tsy mamely io noue ààààààààà, @nareo izy klou sur fa mlay é. sokiro tsara taitsofina fa efa vita klou zay le ministera vao nanendrenareo ministra androany. aiza zany le kofy iny zao no hiasa? eny mavoloha??
8. patrick2002 ( 19/02/2009 16:36)
efa nahazo karama ve Noue ,Zaho no teneniko andry anky ry Noue ah! mba manaova asa professionalisme ,izany hoe tsy ny loko politikanao no hitazomanao anio toerana io fa fahaizana ,izay ihany ny ahy no teniko. Fa manjary fanatika ianao raha tsy izay.
9. fijo ( 20/02/2009 00:08)
minoa fotsiny ihany wa,fa hilamina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3848