EFA TSY ETO MADAGASIKARA NY VADY AMANJANAK I ANDRY TGV

1. karandoha ( 19/02/2009 09:40)
Efa tsy eto madagasikara intsony ny vadin i andry tgv fa efa lasa tsy hita. Mitady vehivavy indray mantsy izao hono hatao sorona fa iny no mandeha lalana hum :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:06
2. sivisma ( 19/02/2009 09:47)
Ie marina io,efa ho roa herinandro angmaba izay.Vol Air France sabotsy na alahady no nandeha ny vady aman-janany ary vol air mad no nandeha ny zanay iray sy ny "la bonne"-ny niaraka t@ rafozany.
Ao Paris ao ry zareo zao.Sady tena manao fiainana be satria efa eo am-pelanatanana ny ampahany @ 3 millions d'euros.
Efa an-dry zareo koa "hono" ilay appartement ao sady quartier mihaja izany an.
3. xxx ( 19/02/2009 10:12)
Anotanio an'i Fijo fa izy no mahalala tsara ny misy an'io vadin'i Andry TGV io !
4. Rafahafahana ( 19/02/2009 10:16)
Misy farany daholo ny zavatra natomboka, samia velon'aina, dia samy ahita ny farany.
5. andrywui ( 19/02/2009 10:31)
e!e!e!e! aza miteniteny foana sy mihonohono ato reto !! mpandainga sy be hono daholo !!! fa izao ::aza mikoropaka fa ny atao izao de ::: --miandry ! --de mijery ! mijery fotsiny fa tsy miteny an !!!--fa hisy zavatra tsy ampoizina hitranga tsy ho ela atao surprise ho atsika !!--- fa makà toerana alo fa aza taitaitra be ,toneo tsara ny fo fa ny tanety mbola ho lava -- ny dinika mbola mande --!!! tsy misy Tgv mitsoaka zany fa eto Madagascar iany isika rehetra sy ny Tgv fa i Mialy manao vacance ve ahataitra anreo e!!!!
6. Noue ( 19/02/2009 11:10)
grave be indray zany oe hotakotaka manao bordel eto @ fireneny ny vadiny dia izy cool raoul manao vakansy eny ivelany aaaa ! :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil: :evil:
7. andrywui ( 19/02/2009 11:16)
vehivavy kely iny ve izy ahavita innn eo ry Noue a!! aleo izy hande Noue fa za eto ampy handihizanareo tsara ! sa hosantarina amlah alou ny famaizana ry Noue !!! aiza alou le sarinlah toa tsy sahy nandefa teto tsony !! hitako misy vao nalefa ao fa soratra fa tsy sahy nanisy sary tsony fa ogan'ny olona eo elah lesy ry Noue !! rehefa ts hainlah ny mampiditra sary video de ajanony fa tsy reny sary kely ratsy be reny foana no mba asehoseho vahoaka eto !! de ndana miainga any Noue fa tsiparifary elah !!!!
8. rixes ( 19/02/2009 11:20)
lasa any ampita koa ny vadin'i ra8 niaraka nientsena any izy sy mialy =))
9. molota ( 19/02/2009 11:27)
TSY MBOLA MITONDRA FONA V LE TGVENDRAN RY ANDRY WUI A! ELAH OA b WAWAWA ETO FOTSINY :{ :-D :twisted:
10. Andribe ( 19/02/2009 11:42)
lasa nivarobody angamba :-D :-D :-D :-D :-D
11. ratavao ( 19/02/2009 12:41)
Aza maika fa izay maharitra hono vadin'andrina e!
Raha nivaro-body izy, ny vodinao angaha no novidiny? Mipetraha fa na tsy manana vola hividianana vahoaka aza izy tsy hivaro-body toa anao io!
12. rangorivao69 ( 19/02/2009 12:52)
raouioui>FELAH ZANY TSY NAKANY @13 MEY FA MAPORISIKA MILA AMPORISIHINA FA MBOLA MARAY VOODI KA TSY AFAMANDE :-D :-D :-D
13. fijo ( 20/02/2009 00:06)
efa aty amiko izy izao ka;hindramiko,fa asiko zanany ihany rehefa averiko;fa minoa fotsiny ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1593