AIR FORCE ONE,IMPOS DE MAGRO TIKO,DEMOCATIE,EGLISE

1. xxx ( 18/02/2009 22:18)
Tsy nisy president teto madagascar ka nahativa ny vitan'i ra8 nefa mbola tsy ampy izany
.Tokony hamidy air force one ary ny vola azo dia hanampiana ny vola Map satria mbola mila vola maro io projet io,ary rehefa mandeha mitety fireena faritra i ra8 tokony handeha air mada
.Tokony mba handoha impos ara dalana ny societe ra8 ary ny president tsy comporte ny madagascar toy ny societe ny(filohampirenena no nametrahana an'i ra8 fa tsy hanao societe na oe bizn akory)
.Mba hisian'ny democratie malalaka
.Tsy afangarony resaka etat sy ny religion
novalian'i xxx ny 19/02/2009 08:59
2. zama91 ( 18/02/2009 22:19)
marina izany eh
3. andrywui ( 18/02/2009 22:22)
efa hitan'i zama91 ve ny valin'le mailaka ??? otrotrzay le izy ! fa aza miteniteny an !!!
4. zama91 ( 18/02/2009 22:24)
rehefa vita ny resaka tgv dia mba tokony handinika kely ra8 ny antony ireny indrindra ny antony naha lany an'i tgv ho maire tana sy sisa
5. zama91 ( 18/02/2009 22:25)
efa hitako lesy ry andrywui an
6. andrywui ( 18/02/2009 22:26)
ok !fa aleo aho aloha hampihinana mafimafy anreto mafy detety ato reto fa hilaozako kely enao ra -zama a !!! refa aveo
7. rangorivao69 ( 18/02/2009 22:51)
raouioui> AIZA ELAH FAZA MATORY AN-TOERANA EO :evil: :evil: :evil:
8. madamakely ( 19/02/2009 06:12)
Andrywi mba omeo adress mail n'ela za lesy a
9. xxx ( 19/02/2009 08:59)
amiko aloha, dé na mitovy hevitra, na tsy mitovy hevitra. ny zavatra tsapako hatr@ ny nahatsiarovako saina, dia izao ihany. isika malagasy mihintsy no tena mila miova fihetsika, fisainana, fijery. hatrany ifotony mihintsy zany no tokony hiova isika. tsy mampitovy aho, fa mampitsiriritra ah mihintsy ny mijery ny fandraisan'i obama ny fitondrana tany USA ireny.
amiko de azo aseho ohatr'zao ny nisy teto amitsika hatrizay:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=TSY HIOVA AKORY ISIKA

raha ny tokony ho izy zany amiko, ny fanovana tanteraka ary @ tokony ho izy ny lalampanorenantsika no tokony hatao. dia ny mpitondra hiakatra eo, dia tena HANARAKA TOKOA io lalampanorenana io. fa tsy oé rehefa tonga eo aho, dia ovaiko araky ny hitiavako azy, @ tombotsoako, @ mampetipety ny antokoko.

ary ty zavatra iray, raha mbola izao aloha ny isan'ny ANTOKO POLITIKA eto amitsika, de tsy ho tanteraka akory ny fiovana eto madagasikara, fa dia hiverina hatrany foana lay:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=TSY HIOVA AKORY ISIKA

asa, miteniteny foana V aho? asa mandefa revy lavitra loatra ve aho? mbo faniriana izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1579