zafy interpelle ravalomanana

1. xxx ( 18/02/2009 21:03)
somary lava ihany le izy

http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Tribunes-politiques/ZAFY-Albert-interpelle-vigoureusement-Marc-Ravalomanana.html

ino azonareo ambara
novalian'i xxx ny 18/02/2009 22:07
2. fijo ( 18/02/2009 21:10)
efa mahazatra raha lezafy e
3. xxx ( 18/02/2009 21:12)
Kay lee !! disc 33 tours
4. Noue ( 18/02/2009 21:18)
tsssssssss ! dia mba donto koa ilay zafy klet'ieeee ! tena zafy marina !!! miatomboka @ fanajana tsara hono ilay kozy dia miafara vendrana beee tssss

Son Excellence, Monsieur Marc Ravalomanana,


je vous souhaite un « bon appétit =)) =)) =)) =)) =)) diska vynil zany klet'ieeeee :-D :-D :-D :-D :-D
5. fijo ( 18/02/2009 21:19)
ka lany ny paraky de tsimaintsy miresaka ny akama ka
6. dasy ( 18/02/2009 21:19)
tsy misy mahagaga io, mampanofy ratsy an'i zafy mihitsy i ra8 hatramin'izao
7. rabingogilabanga ( 18/02/2009 21:23)
en tout cas, zafy a tout vu dès le début,
-Ravalomanana est un roublard (ny rehetra d'accord @ izao fa lasany daholo ny affaire mandeha rehetra eto madagasikara) (zafy 2002).
-Raha tsy misy fihavanampirenena ny t@ 2000 sy ny nanaraka,tsy hilamina i Madagasikara ato ho ato (zafy 2002).
-Tsy maintsy teteza-mita no hahafahantsika mivoaka (zafy , 2003)

ny tsy hitany ihany angamba dia ny empechement-ny, fa iny moa talohan'ireo 2002 sy 2003

nefa iny moa, tsy olana satria izy ihany no filoha tsy nihosin-drà
8. xxx ( 18/02/2009 21:23)
:-D :-D :-D
9. Belami ( 18/02/2009 21:24)


En revanche, il y a un dictateur qui a fourni une autre conception de la gouvernance à travers l’enseignement suivant : « Si vous voulez rester au pouvoir jusqu’à la mort, voici les plats que vous devrez servir au peuple : Premièrement, la terreur, deuxièmement, l’ignorance (empêchez les gens de s’instruire) ; troisièmement, absence de liberté et de démocratie ; quatrièmement, toujours maintenir le peuple dans la pauvreté. Si vous arrivez à nourrir votre peuple avec ces différents « mets », vous resterez à jamais au pouvoir ».

Je ne sais donc pas si vous, Monsieur Ravalomanana, avez reçu cet enseignement-là, mais en tout cas, je vous souhaite un « bon appétit ».

Izay nitondra rehetra nanao an'io politika io daholo fa ririnindasa tsy tsaroana ilay izy.
10. xxx ( 18/02/2009 21:40)
i zafy oul vendrana be! tam adron'i zafy tsy nahavita nameno paosy izany izy fa ny manodidina mpiara miasa aminy no nameno paosy :-D :-D :-D
11. Belami ( 18/02/2009 21:45)
nanao Madaraid no nataony fa marina io hoe ny nanodidina azy no voky tamizany!!!
12. Belami ( 18/02/2009 21:46)
Ka izay fahatsorany be izay no naha-empêché azy tao @ ANp
13. zama91 ( 18/02/2009 22:01)
mba henoy ihany aloha izay teneniny soa mba misy marina e,tsy hoe tsy mpomba an'i ra8 izy dia diso daholo izay lazainy.
14. Belami ( 18/02/2009 22:05)
Betsaka ny marina noresahany ka : ny resaka 4L, frizidera izay tokony ho azony isatokatrano araka ny promesse éléctorale t@ 2001 sns ...
15. xxx ( 18/02/2009 22:07)
efa re tany amin'ny kabariny aza zany koa, hoe tsy hampahantra ny gasy ra8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871