Raha ianao no izy

1. Luxam ( 18/02/2009 14:03)
Mba te hiaraka aminy vehivavy tsara fanahy aho raha mety ianao dia hanoraty aho.
répondu par xxx le 21/04/2009 17:21
2. Papoose ( 18/02/2009 15:41)
hmmm.....
3. princesseN ( 18/02/2009 15:44)
fa otran'ny aona le tsara fanahy aminao??mety samy manana ny tsara fanahiny mantsy ny olona ??
4. Mirananirina ( 18/02/2009 15:52)
Ny akamaroany vhv gasy dia tsara fanahy daholo e.
5. xxx ( 18/02/2009 16:10)
Ny ankamarian'ny vehivavy gasy dia ratsy fanahy daholo fa aza eo no be resaka eo.
6. Lejoba ( 18/02/2009 16:16)
xxx : manafatra taranaka mihitsy ve leity eh
Fay tany ho any?????
=)) =)) =)) =)) =)) =))
7. gabidemony ( 18/02/2009 20:56)
Marin'izany azon'ny daka tsy hita maso tany hoany izy io eh!
De zao manao sos eto zao :roll:
Aiz'nareo ry vaiavy tsara fanah fa mampalahepo lery :oops:
8. Papoose ( 18/02/2009 22:19)
maxul, nga ny fanahy mety ho azo zany???
9. xxx ( 19/02/2009 06:13)
luxam ô ! za vevav gasy tsara fanah be mits de mitad band ôtranao mits ! tena mety amina mits elah lets ! tena mbô kôzy letsy! asa aôna ny fomba ifandraisantsika à condition que tu sois intéressé kou alo e! je suis prête letsy e! mitady band otran lah zah! bisous bisous je t'aime be
10. sitlo ( 19/02/2009 06:48)
Mety ve raha sondenda? Tsy ilay sondenda tsotsotra ireny fa ilay tena sondenda be.
11. Luxam ( 19/02/2009 08:01)
Raha tena tsara fanahy ianao dia anoraty aho e.
Miandry aho
12. fitiatantely ( 19/02/2009 08:11)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ary raha ratsy tarehy be na efa antitra be fa tsara fanahy be de mety v? ôtran'ah ohatra :-D :-D
13. xxx ( 19/02/2009 09:20)
luxam>>> ataovy sérieux fa za nge oav e! za ian le xxx tetsy ambony an! sôde afangaron toi @ ze xxx hafa ts fantapevina any matsy zay vô loza! za ian za! fa zao alo! elah nga bandy tsara fanah ? sa eo eo ihany ? sa tena farahidiny tsy laitra! sode mijaly za refa miaraka ami lah matsy aleo de atsipiko dieny mialo!
14. Mimhie ( 19/02/2009 12:40)
Anjaso fa hanoratako ianao e! za sady tsotra be no tsara fanahy be! saingy ny olana kely fotsiny de za efa 70 taona, asa raha mety aminao? :lol: :lol: :lol:
15. molota ( 19/02/2009 12:47)
mivavaka leitsy elah dé mahita ko in ndray!! misy tsara fanahy betsaka any kozy é :idea:
16. Mirananirina ( 19/02/2009 14:08)
Izaho aloha anisan'ireo ratsy fanahy e,mampalahelo be :roll: :roll: :roll:
17. Lejoba ( 19/02/2009 14:37)
Ra-luxam, mailo ialahy fa raha izao firesak'i xxx8 izao tsy azo lazaina ho sipa tsara fanahy,
Sipa mivavaka tokoa leity alaina an, ireny tsara fanahy kely, sady fidèle, enfin, en principe
18. Papoose ( 19/02/2009 15:30)
:^) :^) :^) lol klown be daholo zay iodinana
19. princesseN ( 19/02/2009 15:31)
tsara fanahy bv d @zay misy araraotina :?: :?: sa enao koa mba tsra fanahy :?: fa xxx12 io otran'ny ts tsara fnahy zany an :? :? fa any ampiangona marina alou misy eh!!
20. ari.malala ( 20/02/2009 08:05)
xxx:

Ny ankamarian'ny vehivavy gasy dia ratsy fanahy daholo fa aza eo no be resaka eo.



mamanareo kou zan rats fanah ra zany? :roll: sa mamanareo ts vevavy gasy? :-w ra zay ndray mants d hafa hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537