MARINA VE FA 70 ISA NO NANARAKA AN I ANDRY TGV

1. Andribe ( 18/02/2009 13:56)

Toa olona 7 isa hono sisa no nilahatra nanaraka an i andry tgv testy mahamasina mba omeo sary hoe hijerevana izany olona 70 izany 8) 8) 8) 8) . Ataovy serieux le izy waaa aleo za no hanangana governemanta fahatelo
2. Mirananirina ( 18/02/2009 13:59)
Marina ve izany ry Andribe.Ilazao marina hoe izay nahazo vaovao farany
3. rangorivao69 ( 18/02/2009 14:20)
i raouioui SISA MILELAKA AN-TGVENDRANA AO :evil: :evil: :evil:
4. rangorivao69 ( 18/02/2009 19:04)
raouioui>AZAVAO NY HEVITR'ELAH FA AZA MANOPA OL?SADY SIPAKELY NO MBA SAHINELAH :twisted: :twisted: SA ELAH SISA NY PISLOLALKA NY TGVENDRANA :twisted: :twisted: :twisted:
5. andrywui ( 18/02/2009 19:40)
Ra mbol miteny ratsy be elah de tsy miresak amlah Rangory na manotany aza elah !! olona amantapitrisany nae lety no mamaky anity forum ty e!! raha mifanala sy otrotrzany de ok fa ra miteny ratsy de de ko !! tsy miteny ah !!!
6. fijo ( 18/02/2009 20:11)
aza mifanompa izany fa resaka atao e;nareo ko tssssssssssss
7. Noue ( 18/02/2009 20:41)
zany anie oa eee ! dinika nama atao fa tssss ! :^) :^) :^) :^)

tsy 70 kosa no henoko fa eo @ 5000 eo eee
8. andrywui ( 18/02/2009 21:10)
Andribe !! tena handefasako sary eto mihitsy ve elah fa mahasosotra ahy ny lainganlah oe ol 70 zany !!! fa afaka miditra ao am sobika ,topmada sns... ko ane ny ol de hitany eo ny laingabean'ny Andrybe zany e!! ze marina tenenina Rainitetaka a!
9. rangorivao69 ( 18/02/2009 22:12)
fijo> TSY ARAK'ELAH FA IO BANDY IO NO TENA FOSITRA FA REFA ATAO MIBARADAKA
raouioui> REFA NORMA ELAH TSISY OL HANAO ANELAH AN ZAO!!! :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1022