Tapi-dalan-kaleha daholo ! INONA NO ATAO?......
1. lemenakely
(
18/02/2009 13:35)
Tapidalan-kaleha avokoa @ izao na ny mpitondra na ny mpanohitra ,eny na isika olon-tsotra koa aza ity toa velom-panontaniana hoe :TSY EFA AMPY VE IZAY ! Tokony hijery vahaolana haingana angamba satria dia sahala @ olona mihidy velona ao anty trano ary sempotra isika mianakavy..... :idea:
2. nyavo2000
(
18/02/2009 13:51)
I Andry midtra any tsiafahy de mety e!
3. Mirananirina
(
18/02/2009 14:04)
[quote]I Andry midtra any tsiafahy de mety e![/
izay indrindra na miala ao Dago ao izy dia milamina
4. rangorivao69
(
18/02/2009 14:41)
ETO MANARAKA ANELAH ANY @ PRISON SANTE LEISY raouioui A!!!!ANY LISANY MIJERY FEUX D L'AMOUR :-D :-D :-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0477