DIVERS° SISA NY MAKA MINISTERA-EFA TAPITRA NY LALAN'NY TGV

1. nyavo2000 ( 18/02/2009 12:26)
Raha tena jerena ny foto-kevitra amin'ilay hoe maka ministera de tena tsy hita loatra ny antony na izay mety ho tombony ho azo, satria raha atao hoe "tafiditra" ao ry zalahy, dia anao inona anefa " ankoatran'ny handroba". Tsy hoe ho afaka hiasa ao amin'izany ny ampitso sy amin'ny manaraka. Araka ny filazan-dry zalahy koa de hoe hanao constat de hanao inona après ?

May ny afo nantsangany ry Andry Rajoelina sy ny TGv-iste satria maro loatra ny vava navoaka momba ny fampanantenana ny antokon'olona manarak'azy( hesorina R8, miala ny governemanta, transition sns... ), tsapany anefa fa midona @ rindrina hatrany ry zalahy amin'ny action zay ataony....tsy te-hilaza amin'ny vahoaka hoe "aleo miditra amin'ny fifampiraharahana araka ny tenin'ny filoha R8" dia mody tohizana ihany ny hetsika @ 13 mai. Re zao fa daniel RAMAROMISA dia efa tsy any @ gidraka intsony fa de hoe aleo miresaka...

Mba hampanaiky ny antokon'olona manaraka io "fifampiresahana io" dia entina eny @ zavatra izay hita fa impossible izy ireo mba ho kivy ka hanaraka moramora izay tian-katao....

Indrisy mantsy fa antokon'olona ketrina sy vendrana daholo no manaraka an-dry zalahy de laniana andro eny an-dalambe kanefa ry zalahy mody manao cinéma fotsiny.

Ny fangalana ministera tsy nahomby nadritra ny 3 andro dia mampiseho fa miezaka mandany andro ry zalahy.
novalian'i ARINOFY ny 19/02/2009 07:53
2. BOYSGOSS ( 18/02/2009 12:40)
Raha ho an'ny mpanao matematika dia io ilay exercice pas de solution dans R.
Ilay izy anie efa fatatra fa tsy hahomby e fa dia manao fahoanifahoany fotsiny tahaka ilay jamba miapita tatatra ka izay alehany alehany fa mba efa nanandrana aloha. :-D :-D :-D :-D :-D :lol:
3. bsoa ( 18/02/2009 12:44)
Ny mampalahelo dia mahita zvt foronina foana ry zareo dia izao lazaina indray fa ny vadi-miaramila sy polisy no hitarika rahampitso, asa aiza izy no hahita vehivavy marobe hokaramaina @ izany ; tena mampalahelo ny toe-tsaina, tsy mitsotra rehefa tsy afaka intsony hoe tsy vita fa !!!
4. tsinjo ( 18/02/2009 12:48)
ka ifoteran'ny rambony izy raha mitsotra ko , aleo iany adalaina ze azo adalaina kou
5. BOYSGOSS ( 18/02/2009 12:53)
bsoa:

Ny mampalahelo dia mahita zvt foronina foana ry zareo dia izao lazaina indray fa ny vadi-miaramila sy polisy no hitarika rahampitso, asa aiza izy no hahita vehivavy marobe hokaramaina @ izany ; tena mampalahelo ny toe-tsaina, tsy mitsotra rehefa tsy afaka intsony hoe tsy vita fa !!!


Hitanao ny tiany tenenina, @ zay raha manao barofo hiditra ny ministere zay efa fatatra fa faritra mena izy ireo dia hoe tsy hitifitra toy ilay teny Ambohitsirohitra intsony ny tafika satria vadin-dry zalah no eo aloha. Dia adala ve ny vadin'ireo tafika ireo hoe ny vadiny no miaro ny faritra mena dia ho any izy dia ry zalah tafika koa ve dia tsy hahalala ny alehany vadiny. Sady ilay izy hoa mampiomehy vavan-dry zalah mihintsy t@'ny alatsinainy no niteny hoe ,satria mba niezaka nijery ny ataon'izy ireo ny tena, tsy ho tratranay angah ny vady aman-janak'ireo mpitondra ireo sy ireo tafika ireo nefa dia izao ndray milaza fa vadina tafika no hialoha lalana dia avy eo inona ndray no hialohalalana ?

6. ARINOFY ( 18/02/2009 12:55)
za de vady miaramila fa mahagaga ahy zany oe vady aman-janaka miaramila ialoha lalàna rahampitso izany.Ny miaramila ane ka manao ny asany fa asakasak'izay vady miaramila hanao sorona ny ainy eo.Tadidio fa ny filamatra ny miaramila de"tanindrazana"alohan'ny fianakaviana.Ka tsy izay vady aman-janaka miaramila noraofina teo @ 13 mai no hanakana azy ireo tsy hitandro ny filaminana sy tsy hanao ny asany.Ireo miaramila ireo de olona nahazo "indemnité de risque" donc,tsy maintsy misy risque ny asany fa tsy oe hatory eo anilanao ny vadinao de handray karama fotsiny.
Ny hafatro amin'ireo vady miaramila hialoha lalàna ny mpanohitra rampitso de mitadiava vady chomeur eo @ 13 mai eo, @ zay matory eo akaikinareo isan'alina ny vadinareo fa tsy mandeha manompo firenena.
7. Noue ( 18/02/2009 13:00)
bsoa:

Ny mampalahelo dia mahita zvt foronina foana ry zareo dia izao lazaina indray fa ny vadi-miaramila sy polisy no hitarika rahampitso, asa aiza izy no hahita vehivavy marobe hokaramaina @ izany ; tena mampalahelo ny toe-tsaina, tsy mitsotra rehefa tsy afaka intsony hoe tsy vita fa !!!
satria tsy nandaitra ilay mpiandry dia inona indray no foronona manaraka eee ???


8. BOYSGOSS ( 18/02/2009 13:01)
ARINOFY:

za de vady miaramila fa mahagaga ahy zany oe vady aman-janaka miaramila ialoha lalàna rahampitso izany.Ny miaramila ane ka manao ny asany fa asakasak'izay vady miaramila hanao sorona ny ainy eo.Tadidio fa ny filamatra ny miaramila de"tanindrazana"alohan'ny fianakaviana.Ka tsy izay vady aman-janaka miaramila noraofina teo @ 13 mai no hanakana azy ireo tsy hitandro ny filaminana sy tsy hanao ny asany.Ireo miaramila ireo de olona nahazo "indemnité de risque" donc,tsy maintsy misy risque ny asany fa tsy oe hatory eo anilanao ny vadinao de handray karama fotsiny.
Ny hafatro amin'ireo vady miaramila hialoha lalàna ny mpanohitra rampitso de mitadiava vady chomeur eo @ 13 mai eo, @ zay matory eo akaikinareo isan'alina ny vadinareo fa tsy mandeha manompo firenena.



=D> =D> =D> =D> =D> =D>
9. xxx ( 18/02/2009 13:19)
Ary nahazo basy matanjaka be iArinofy zany !!!
10. fijo ( 18/02/2009 20:27)
hihihi aoka moa ny basin'ny sasany e
11. ARINOFY ( 19/02/2009 07:53)
o ry xxx a,mba ataovy resaka serieux ranga fa aza miteniteny foana a.Tsy aleo discussion Ravalo-Tgv no amafisina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355