Misy mihomehy sy tapa-tsinay ireo journalistes vahiny .....
1. lemenakely
(
18/02/2009 12:13)
Maromaro hatrizay niatombohan ny gidragidra teto izay ireo mpanao gazety vahiny tonga mampita ny vaovao misy eto amitsika.
Nisy zavatra maro ni se passer tao ny tena action toy ny black monday , ny ny sabotsy 07 fevrier izay tsy asiana commentaire.
Fa mba misy zavatra mampihomehy koa hita:toy ireo mpiandry teny ANALAKELY nalefa mialoha niaraka t@ ireo solontena hiresaka @ miaramila
Dia ny paozin ingahy MONJA ROINDEFO nitsoaka vao nipoaka ny GAZ LACRYMOGENE,ny lehilahy moa somary lehibe izay ihany fa na ireo mpanao gazety vahiny aza tsy nahatàna fihomehezana
:-D

novalian'i Noue ny 18/02/2009 20:44
2. xxx
(
18/02/2009 12:17)
izay izany ilay tonga @ ilay fitenenana hoe aleo de hihomehezana fotsiny e! tokony mba hataon'ny mpanao piraty montazy haingana izany hihomehezana any antrano indray, toa ilay teny Ambohitsirohitra efa hamidy eran'Analakely! :lol: :lol: :lol: :lol:
3. Noue
(
18/02/2009 12:18)
dia tena faran'zay ridicule kosa anie ny fahitana ireo olona miakanjo lava beeee fotsy beee ireny eee ! tssss ! manalabara-tena @ tsinapany fotsiny !!! ka aiza no tsy ho tapaka ny tsinain'ny olona manontany oe fa inona ity klet'ieeee ! fandraisana sa 1ère communion sa inona ee ??? RIDICULE
4. BOYSGOSS
(
18/02/2009 12:29)
Ka izay ilay Video gag é ! Ny mpitandro miaramila hono no horohahan'ny devoly nefa tsy hitany ireo bandy nitoraka lasantsy ny RM1, Andriamanitra tsy tompon'ny fikotranana fa tompon'ny filaminana, iza no mendrika ny ho roasina devoly tsy ny olona tia korontana satria misy devolin'ny fikorotanana.
"NY OLONA REHETRA DIA TOKONY HANAIKY NY FAHEFANA MISY SATRIA VOATENDRIN'ANDRIAMANITRA IZY IRENY"
Ka ho an'izay marefo ka tsy afaka mi-cross dia aza mitetateta hifandona @ tafika tsy adalan'i Andry TGV no tsy mandeha rehefa misy fiatrehana @ miaramila satria mora mikipily izy raha voadona satria tsy ampy lanja.

5. tsinjo
(
18/02/2009 12:51)
BOYSGOSS :-D :-D efa nahazo lanja kous lery e , efa filou nge e
Tokony ivoka marina le video gag amizay malaza otran'i complet gris kou lery :-D :-D

7. Mirananirina
(
18/02/2009 15:43)
Dia ny paozin ingahy MONJA ROINDEFO nitsoaka vao nipoaka ny GAZ LACRYMOGENE,ny lehilahy moa somary lehibe izay ihany fa na ireo mpanao gazety vahiny aza tsy nahatàna fihomehezana
tsy nahita aho fa mampihomehy tokoa