MAMPIADY ANGELY

1. rataxx ( 18/02/2009 11:19)
Ny tena marina koa rangahy dia ireto Média ireto no tena mampiady vahoaka eto @ tanana.
maninona anefa raha lazaina izay notenenin'ny olana fa tsy fausse interpretation lava izao no atao, hany ka na ny vaoavao avoakany aza dia ny hevitry ry zalahy sy ry zavavy no avoakany fa tsizay zava-mitranga no tanterina @ mpihaino.
izany ve no JOURNALISTE PRO? :idea: :idea: :idea: :idea: :idea:
TENA FATINALIKA MIHINTSY
novalian'i Andribe ny 18/02/2009 14:26
2. Noue ( 18/02/2009 11:37)
hélas leisy eee ! io dia tsy maintsy misy foana eee ! jereo fotsiny ireny zavatra lazain'ny gazety ireny eee !
3. xxx ( 18/02/2009 11:40)
izay no tena journalisme ange eh!! ny heviny no avokany!! raha mahita ianao reny reportage aty mada ireny! refa misy traduction dia tratra be fa tsy mifanaraka ilay tenein'ilay olona sy ny traduction vazaha! fa izay tindry zareo avoaka no ataony!!
4. mosabe ( 18/02/2009 11:43)
Raha ny journaiste vazaha no lazain'ise be dia la voix de son maitre daholo
5. ndenn ( 18/02/2009 12:43)
Ca dépend de quelle oreille on entend les choses pour les interlocuteurs ,misy foana ny propagations collatéraux non souhaitées ,fa dia anjaran'ny tsi 11 no mahay mandika tsara ny feo sy ny sary mifandray @ izany .
6. Andribe ( 18/02/2009 14:26)
mosabe:

Raha ny journaiste vazaha no lazain'ise be dia la voix de son maitre daholo


maitre karate ve zany

:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0376