Directoire Militaire
1. tarzand
(
18/02/2009 06:22)
Hita izao fa efa mizotra amin'izany ny lalana mety hatafavoaka ity firenena ity. vita tanteraka ny momba an'i TGV amin'izay.
novalian'i ARINOFY ny 18/02/2009 12:49
2. ravatorano
(
18/02/2009 06:30)
za manokana koa dia aleoko lavitra io directoire militaire io dia mikarakara fifidianana vaovao sy ny momba izany mba ialana amin 'izao fikatson'ny firenena izao.
:idea:
:idea:
3. ARINOFY
(
18/02/2009 06:41)
Io no tena mahomby satria,voalohany de hiverina ny fandriam-pahalemana.Faharoa de hisy ny fifidianana am-pilaminana satria mino 100% za fa mbola ny filoha Ravalomanana ihany no ho lany eo ary tonga de premier tour ihany.Reo mpanohitra tia seza reo ane raha vao misy fifidianana de samy miady seza milatsaka ho fidiana nefa ny vato azony avy eo de 0,002%....Na ny caution aza tsy tafaverina.Ingahy tgv moa de ho tapi-dalan-kaleha noho ny mbola maha zaza bodo azy fa tratran'ny limite d'âge.Hifarana hatreo izany ny nofinofin'ingahy tgv ny ho lasa filoha.Ny comble de efa lasan'olona koa ny commune izay sisa mba naha filoha azy. :( :( :(
4. tarzand
(
18/02/2009 06:45)
Aleo mitsy zany e! aleo koa mba fifidianana no hisy eto amintsika fa tsy atao fakana fitondrana an-dalambe zany e! de entanina mba hifidy ny rehetra.
5. thiel
(
18/02/2009 07:51)
Dia izay no hiafaran'io ravato raha toa mbola samy mizirirziry ny roa tonta.Tsy tokony hisy ahiana izany directoire militaire sahala ny hiheveran'ny sasany azy.Fanairana ireny fanambarana nataon'ireo be kintana ao @ tafika satria mety tsy ahitana vaha-olana ny fitondrana sivily. Ny olana fotsiny dia tsy manaiky io ny communauté Internationale ka mety ho tapaka ny famantsiam-bola avy any ivelany dia eo isika no raisina.Samy te-hivoaka @ izao crise izao isika mianakavy ao anatin'ny fotoana fohy koa dia samia mandray andraikitra ny tsirairay avy fa ny hanarina ity firenena ity no tanjona.Tompon'andraikitra @ izany :ny mpitondra, ny foloalindahy, ny vahoaka ary ireo mitaky ny demôkrasia.Tsisy resaka ra8 sy tgv intsony izao fa ny fandraisana andraikitra no zava-dehibe.Ilay sens de patriotisme mihintsy no tsy hananantsika malagasy hatrizay hany ka mora handairan' ny politique politicienne hatrany.Quand on avance d'un pas, on recule de deux pas.C'est vraiment dommage et malheureux.A tout bon entendeur salut! JERY ATRKA!!!!!!
6. mosabe
(
18/02/2009 08:30)
ravatorano:
za manokana koa dia aleoko lavitra io directoire militaire io dia mikarakara fifidianana vaovao sy ny momba izany mba ialana amin 'izao fikatson'ny firenena izao.
:idea:
Oh, leilia, manao fifidianana, dia lany RA9, na RA10 ,na ...RA11
izay numero tiantsikane eo, dia 12 fanjava aty aoriagne, lehe hilahatse hangala lapa Iavoloha avaho ?
a zalahy !
akory moa !
akory atao ?
7. briquet
(
18/02/2009 08:41)
zavatra mbola fofompofony de efa mikoropaka sy mifamaly sahady. Nareo hoa aza fanatic fa manjary mitovy @ ireo olona enjehanareo (des deux côtés)
8. news2dago
(
18/02/2009 08:41)
thiel:
Dia izay no hiafaran'io ravato raha toa mbola samy mizirirziry ny roa tonta.Tsy tokony hisy ahiana izany directoire militaire sahala ny hiheveran'ny sasany azy.Fanairana ireny fanambarana nataon'ireo be kintana ao @ tafika satria mety tsy ahitana vaha-olana ny fitondrana sivily. Ny olana fotsiny dia tsy manaiky io ny communauté Internationale ka mety ho tapaka ny famantsiam-bola avy any ivelany dia eo isika no raisina.Samy te-hivoaka @ izao crise izao isika mianakavy ao anatin'ny fotoana fohy koa dia samia mandray andraikitra ny tsirairay avy fa ny hanarina ity firenena ity no tanjona.Tompon'andraikitra @ izany :ny mpitondra, ny foloalindahy, ny vahoaka ary ireo mitaky ny demôkrasia.Tsisy resaka ra8 sy tgv intsony izao fa ny fandraisana andraikitra no zava-dehibe.Ilay sens de patriotisme mihintsy no tsy hananantsika malagasy hatrizay hany ka mora handairan' ny politique politicienne hatrany.Quand on avance d'un pas, on recule de deux pas.C'est vraiment dommage et malheureux.A tout bon entendeur salut! JERY ATRKA!!!!!!
Ka io no namoahako ny lahatsoratro atsy ambadika oe tsy maintsy atao prezidam-boninahitra i ra8 fa tsy esorina akory raha haka ihany ny tafika satria ny vola ilaina azo foana fa ny fifidianana no karakaraina de any @ 2 na 5 taona any indray vao miresaka
9. tsiafoi1
(
18/02/2009 09:30)
Hahahah aleo mba hihome kely aloa !
Directoire militaire, midika fa mijanona daolo ny famantsiam-bola avy any ivelany rehetra....De hanaiky an'izany ve ny ngeza sy ny olo-maventy rehetra???
Safo-sitry mampandry adrisa fa ny tetika efa milamina daolo.... Ny lalana tsy maintsy mitohy, fa nofy an'izany hiverin-dàlana izany!

10. naritsimba
(
18/02/2009 09:33)
Aleo directoire militaire mihitsy dia amboarina ny lalam-panorenana atao toy ny lalana navoakan'ny governemanta ihany mikasika ny fanatanjahan-tena dia @ izay tsy mahazo milatsaka i Ra8 satria efa nahavita mandat 1 sy tapany , dia i TGV koa tsy milatsaka raha tsy feno taona, havaozina ny lalam-pifidianana, hatsangana ny haute cours de justice, enjehina daholo na iza na iza nanodinkodina volam-panjakana.
Ny ilaina dia tsotra miala RA8 fa tsy nahatana ny teniny ary tsy nanaja ny FAHAMASINANA sy FAHAMARINANA, ny lazain'ny vavany hafa ny ataon'ny tanany hafa.
Ny fanampiana avy any ivelany izany tsy misy mahamaika fa manjary manova ny sain'ny mpitondra na dia miaramila aza izy.
Ny lalam-panorenana dia amboarina ary faritana tsara ireo andininy tsy azo ovaina.

11. andrywui
(
18/02/2009 10:08)
IE !!! Mifandrotsirotsia ato ry donto isany a!!! ha ha ha !! eo de samy velompanatenana eo ry karoseri isany reto !! tsy maintsy voalan'ny TGV teo Ra8 ry reto a!! ny ministera efa + ou - vita io !!! tsy mila jadona zany tsony e!! mila fahalalahana ny olona !! mila fiainana vanona fa tsy ampahoriana
12. Andribe
(
18/02/2009 10:41)
aleo raisin ny miaramila amizay afaka mitifitra ireo malemy saina sy mora manipuler. tifirina ze miseho mafy loha sy mitady hanao demokrasia eo :-D :-D :-D :-D :-D
13. Mirananirina
(
18/02/2009 10:41)
IE !!! Mifandrotsirotsia ato ry donto isany a!!! ha ha ha !! eo de samy velompanatenana eo ry karoseri isany reto !! tsy maintsy
izay indray .
14. andrywui
(
18/02/2009 10:45)
Mirana innn no zay ndray ???? ka hita fa mifandrotsirptsy eo nareo kou zay ndray a zay ndray ! donto kou Mirana ty klé !!! de lazao fa manopa kou zo zay !!! nandra !!
15. Noue
(
18/02/2009 11:13)
andrywui:aza manofy atoandro eo leisy aaaa !!!
IE !!! Mifandrotsirotsia ato ry donto isany a!!! ha ha ha !! eo de samy velompanatenana eo ry karoseri isany reto !! tsy maintsy voalan'ny TGV teo Ra8 ry reto a!! ny ministera efa + ou - vita io !!! tsy mila jadona zany tsony e!! mila fahalalahana ny olona !! mila fiainana vanona fa tsy ampahoriana
16. naritsimba
(
18/02/2009 11:41)
tsiafoy1>> raha izay famatsiam-bola tsy mahataitra, efa be zay vola nampidirina sy nindramina izay fa tsy hita akory izay vokany, lalana ve? toa misy takalony dhaolo izy rehetra fa tsy nomena t@ fo madio ka aleo tsy misy mihitsy aloha fa miaina @ zao, samy manao izay hahavelona azy miverina @ taloha mitana angady daholo dia samy mamboly sy miompy.