Beginning to miss you
21. kalinou
(
26/02/2009 21:03)
sitlo:
Tsy matory ka. hahaha
Ilay klipy indray mba mampiesona kely retsy e. Saika ilay mitondrotondrotra iny aza no nataoko fa mba efa mihamatotra hono dia mba atao mitranga lela fotsiny. Hitanao o, sady alefa ny hira no jerena iny dia lasa klipy :°).
Fa ilay anao aloha efa azoko fa aza mikorapa ka. Nisy version hafa koa aza hitako. Dia nalefako ato daholo izy telo: http://www.imeem.com/ndriana ery ambany ankavia.
Beginning to hate every sunrise -> Beginning to hate the morning sunrise
Dia ilay tonony koa miova foana fa efa azo izany ny skeletiny dia izay hifanarahana sisa rehefa mihira.
salama e!
zay mintsy no nataoko sady nalefako ilay MP3 no nojereko ilay clip kay fitaka be vava ny an'i sitlo. de aona indray no fomba hakana an'ireo avy ao @ io site io mankato anaty ordinateur fa aza mba manody ny v e! miandry ahy fa sao ilaozan'i sitlo matory an! lasa forum-tsika mi-2 irery sisa ity marina!
22. sitlo
(
27/02/2009 00:00)
hita koa hahaha
Izany hoe tsy afa telechargena tsotra fa ny ahy tonga dia henoiko amin'izao rehefa tia hihaino aho.
Fa nalefako tato ilay hafa fahatelo raha tianao http://www.filedropper.com/10beginningtomissyoubigjohngreer

24. sitlo
(
03/03/2009 16:00)
ndreeeeeeeee, mahasosotra koa izany
amin'ny manaraka alefako fa mbola handeha hitolona kely indray aloha aho
amin'ny manaraka alefako fa mbola handeha hitolona kely indray aloha aho
26. kalinou
(
04/03/2009 22:17)
MERCI RA-SITLO AN! ARY ZA NEFA MI-TAPER GOOGLE TSY MAHITA MINTSY E! sa in ny moteur de recherche-nao? raha tena hitako marina mantsy ny mpihira azy de saika ho jereko raha afaka vidiako @ fnacmusic
27. sitlo
(
06/03/2009 03:49)
Efa io izany koa, samy hafa ny mpihira azy. Tsy haiko ny mpamorona fa toa nalaza tamin'ny taona 50 ilay izy.
Fa izaho aloha tsy mividy hira izany koa. Ny ahy google ihany dia rapidshare, raha tsy hita ao amin'ny imeem moa izany.
"beginning to miss you" rapidshare
no ataoko amin'ny google. Fa ilay teny gasy ireny no tena tsy ahitana mihitsy.

28. maholisoa
(
10/03/2009 23:01)
Manao ahoana,
Tena misaotra anao fa nahafinaritra iny decouverte iny e.
Mandrampiserasera.
maholisoa
Tena misaotra anao fa nahafinaritra iny decouverte iny e.
Mandrampiserasera.
maholisoa