MODIA @ ZAY ANY LAFRANTSA TGV FA TSY VITA NY MISSION A
1. pimaso
(
17/02/2009 17:58)
''Dieny izao''
''if tomorrow never come''
Dieny mbola malalatsaina tsara Andriamatoa ''PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE MALGACHE RAVALOMANANA MARC;
dia mitsoaha haingana fa akaiky TSIAFAHY
Conseil d'ami
;-)
;-)
;-)
''if tomorrow never come''
Dieny mbola malalatsaina tsara Andriamatoa ''PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE MALGACHE RAVALOMANANA MARC;
dia mitsoaha haingana fa akaiky TSIAFAHY
Conseil d'ami
;-)
;-)
;-)
novalian'i NyMisaina ny 18/02/2009 08:52
2. xxx
(
18/02/2009 05:50)
tsisy miala eo ry akama
fa samy tary @ tanana
ny ho kivy sanatria
veleso ny amponga iaraha-mandihy
:wink:
fa samy tary @ tanana
ny ho kivy sanatria
veleso ny amponga iaraha-mandihy
:wink:
3. mion
(
18/02/2009 06:29)
Nenay ry zandry kely tsy mila miady rima a, jere
I Rôssy nantenaina
nendrasana hatr@ maraina
hay lainga sy fandemen-tsaina
Ka naleon-zalà nanamaina
Ndana ihany misetrasetra
lisany TGVoretra
de ho rotiky ny bala
sitrapo ny anlà ry akama (iza koa no akaman'là, lol)
ze tsy maty alou de torana
t@ ireo fozaorana
izay mitango lalitra eny @ 13 Mey
Sady mampalaelo no mapime
aleo tohizan'ny ny hafa ndray fa tsss...

4. fitiatantely
(
18/02/2009 08:06)
zao koa i andrikely votsi-droa
fa sady ts maire no ts filoha
olona ts maay mipetraka
tolona kely de nifotetaka
de mbola miseho be saina
manao lohan'na mpanamaina
efa ita zao fa ts ho poinsss
de mbola misisika , ny firenena no micoinsssss
de notrongisina ko ny zaridaina
nefa na ny lalana aza ts fafana
de hanangana ty lapan'ny tanana
aiza ze asa eo? tô mianahana
ts aleo marina ve miala ny mada
toy zay hilalao tanana eny tsiafah
tetezamita a, tetezamita
efa firy taona no ben'ny tanana tsis asa vita
zay le oe mandinia alo vao mipataloha
sao de ny aoriana no ho lasa aloha
fa izy ty akory ts oentina am mokondoha
ny mety @ Andry manao dj toy ny taloha
grrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
tohizo ndray alo fa sao tapaka lalandrà am atezerana eto koa za klé
eh! eto mo ts mampigadra ny miteny e? na miteniteny fôna aza fa ts miteny ratsy

5. NyMisaina
(
18/02/2009 08:52)
Aleo mintsy ho avy aty paris aty ry léry anaovan'ny malagasy azy a....
pimaso: