ahoana tsara ireto bekotro maro olatra enina?

1. sitlo ( 17/02/2009 15:12)
Tsy azoko tsara ireto hoe bekotro maro olatra handray ny fitondram-panjakana raha tsy misy vahaolana haingana.

Izay malala misimisy momba ilay fanambarana dia mba tantarao hoe e. Toa lasa tsotra kely koa ilay mandray fitondrana izany.

novalian'i xxx ny 17/02/2009 16:47
2. tsinjo ( 17/02/2009 15:16)
directoire militaire io ngamba ry bainn a
3. sitlo ( 17/02/2009 15:29)
Dia ahoana hono ny fomba hamahany ny olana? couvre feux isaky ny tanĂ na ve sa? Dia iza hono no nanendry azy ireo? dia frantsay (taratasy) ve izy ireo?
4. tsinjo ( 17/02/2009 15:36)
da tsy haiko mitsy fa zany ny vaovao zao fa raha tsy voafehin'i Filoha ny blem de andray an-tanana ny raharaha ry lerony
5. andrywui ( 17/02/2009 15:42)
Mifandrotsirotsy ato ry tsisy saina , "hono" no mba bedebe amin resaky ry lerony fa tsy mba misy vrai !!! de mifampihonohono eo ry Rainilita mianaka !!!
6. tsinjo ( 17/02/2009 16:02)
:-D
7. xxx ( 17/02/2009 16:05)
hoy iAndrywui


Mifandrotsirotsy ato ry tsisy saina , "hono" no mba bedebe amin resaky ry lerony fa tsy mba misy vrai !!! de mifampihonohono eo ry Rainilita mianaka !!!


maita ho tenenina fona letsy iala ka , :-D :-D :-D =)) =)) =))
8. xxx ( 17/02/2009 16:19)
izaho indray nihomehy be nahita ilay t@ ARTE, i mr le prezida n'ny HAT (tao an-tranony )etsy izany miseho manazava be, dia ry bekotro maroholatra (na dinosaures izay tianareo) no mpihaino etsy ... tapaka be ny tsinaiko hoe ataon'ilereto kilalao ary ve ilay fiainam-pirenena
9. xxx ( 17/02/2009 16:47)
bekoto be champinion maninona raha asaina mivarotra olatra eny andravoahangy ry lerony e ! sady 6 hoe no isany ? zany ve tsy hita hoe diabolika le isa tsy fahafenoana izany e! mbay fa lolo e ! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1405