Andao amin'izay Ry Vahoaka Malagasy Maro an'isa

1. NyMisaina ( 17/02/2009 13:29)
C'est OK, il est temps de le capturer, ce andry rajoelina: pure terroriste qui puisse exister de notre ère, il sacrifie trop de situations à tous niveaux. La Nation et les Citoyens Malgaches n'ont point besoin de tout ce qu'on vit actuellement.
Ampy ny fandeferana sy ny fahanginana ry vahoaka Malagasy,omeo ny sahaza azy ami'izay ireo dahalo mpandroba, mpanakorontana, mpampihorohoro rehetra ireo. Antsika Vahoaka Maro an'isa ny mandray andraikitra amin'ny fanantontosana izany. Ampy izay niseho hatreto.
Raha olona 10000 na 15000 no vohaodina sy voasasa ny sainy ary voavidy, ny Vahoaka 20 000 000 eto amin'ny Nosy afaka mamerina tsara ireo amin'ny toerany.

ANDAO AMIN'IZAY ARY.
novalian'i molota ny 17/02/2009 18:12
2. xxx ( 17/02/2009 13:38)
ka ley ary fomba be ny garde du corpsny
3. Noue ( 17/02/2009 13:40)
ié tena bobaka beeee !!! une centaine hono eeee :^) :^) :^) :^)
4. Noue ( 17/02/2009 13:56)
Il habite un quartier chic de la capitale malgache, dans une maison patricienne au fronton de laquelle s'alignent des colonnes aux allures de temple grec, protégée par près d'une centaine de gardes postés jusque dans les rues adjacentes. Vivant désormais en reclus, Andry Rajoelina, maire déchu d'Antananarivo
5. xxx ( 17/02/2009 14:51)
tsy taitra fotsiny nareo fa mitsaoka ho azy eo io é! ireo mpanaraka azy ireo ihany no hivadika sy hamono azy ao!
6. andrywui ( 17/02/2009 15:52)
Ieéé hitsaoka ho azy eo marina ra8 io rehefa tsy tantiny tsony ny pression omena azy ka !!! sady izy ko ty variana mitety salon d'esthetique manadio anle panda vao niseho tato ho ato ko aiza no fotoana hanamboarana an'io any ampitsoahana any !! marina ny andra8 !! efa akaiky ty ny farany fa rahapits no fotoana amin lehibean'ny Toby Ratsimandrava hidirana ampitoniana ao !! he he he !! tsy atao olona betsaka fa 100 ihany no mamboatra ny birao sy mamoaka devoly ao !! he he he
7. xxx ( 17/02/2009 17:10)
rehefa hitan ela le mpiandry fopla eny @ 13 mai ndana elaha hanesorana ny devolin'elaha fa tena tsy norme mihitsy e ,ny fitiavaka an ela no mahatonga ahy miteny izany :-* :-* :-* :-* :-* :-*
8. andrywui ( 17/02/2009 17:27)
elah tsy sahy misehoandro am xxx io no tena demony matahotra anjely ry lety !! :twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil:
9. molota ( 17/02/2009 18:12)
elah! OA ry wiwi B cinema fotsiny é mpamafy lainga etsy sy eroa, sady miteny teny fôna mbola V ihany V elah é! Andry Radomelina anié iny arahin'lah in é :-D :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1802