FANGALANA MINISTERA

1. rataxx ( 17/02/2009 11:13)
Amiko aloha tsy mitovy ny t@2002 - 1991 no zavatra mitranga ankehitriny
inona moa no angala ministera?
de afaka miverina ao ve ireo Minisitry ny HAt rahampitso sy ny manaraka.
sa fampisehoana fotsiny ny hery fotsiny satria mandefitra ny miaramila , andrim-panjakana anie noa arovana e!izao no atao hoe "FANJAKAN'I BAROA"
Jereo ange fa ny fanjakana alaina eny andalam-be ange , ka eny ihany noa andraisan'ny olona azy.
DISO LALANA I ANDRY
maninona raha miandry tantana e!
novalian'i barry ny 17/02/2009 17:17
2. xxx ( 17/02/2009 11:16)
mpampalahelo ry lerony e,ny farany tsy maintsy ireo vahoaka tarihiny ireo ihany no hamadika azy ,sy handoro ny vam sy ny vovony :-D :-D :-D
3. nyavo2000 ( 17/02/2009 11:17)
Raha misy fidirana ankeriny dia tsy OLANA INTSONY NY MITIFITRA e!

Efa be izay fanazavan-kevitra momba ny zone rouge izay, "efa tsy te hiaina intsony k'aleo maty any".
4. Mirananirina ( 17/02/2009 11:20)
Ka ny azy toerana no tadiaviny fa tsy hitsinjo ny vahoaka.Aiza koa ny hisy olona hanao hoe izao no président dia ito ny premier ministre sns............
adala.Dia hanao an'io aholo ny tsirairay avy dia ahoana?
5. andrywui ( 17/02/2009 12:14)
O ry vendrana a !! mbola zaza anga elah ry lety tam 2002 sa mody gisa ?? otrizao mihitsy ry tavany no nakan-dra8 ny ministera tam 2002 a !!! sady nitondra mpiandry koa fa elah no donto
6. xxx ( 17/02/2009 12:26)
andriwui ô! hafa ny t@ 2002 fa aza hampitahàna @ zao intsony, t@ 2002 ny vahoaka rehetra no nitolona ,fa ty olombitsy de lasa mpikomy no anarany fa tsy mpitolona, azo ve? ary izao aza toa vizana foana ireo vahoaka maka ministera fa toa tsisy vokany mihintsy? vizana ny vahoaka kely e! noana sady mangetaheta! anefa tsy voakarama hoy nareo! de mampalahelo raha izao no fitiavana ny vahoaka, hampijaliana
7. andrywui ( 17/02/2009 12:34)
mbola bobaka be pokna eto am 13mei kah !! aza mandainga be
8. xxx ( 17/02/2009 15:47)
andrywui:

mbola bobaka be pokna eto am 13mei kah !! aza mandainga be


ie bobaka ny 1000 latsaka ka! fa na izany aza aiza ho aiza ny vahoaka malagasy 17 000 000 izany e!!????
9. hery ( 17/02/2009 16:15)
Mbola tsy teraka marina angamba i Andrywui t@ 2002 :-)

T@ 2002 vokatry ny fifidianana tsy nety no nahatonga ny korontana. Nangataka i Ra-8 hoe ataovy ny fampitahana ny PV fa 1er tour de vita...

T@ 2002 ny vahoaka nitokona no maro an'isa :-) Vao notenenina fotsiny hoe tsy miasa dia tsy niasa.

T@ 2002 ny bemiranga mpanakorontana nofaizin'ny mpitolona fa tsy akaman'ny mpitolona otran'ny amin'izao. :-)

T@ 2002 tsy afaka nizesta mihitsy ratsiraka fa nipirina... tsisy Arema nahazo oul bedabe hivory otran'ny tetsy Mahamasina.

dia tohizo :-p
10. barry ( 17/02/2009 17:17)
wiwiwi a! fonkotany aza tsy azonlisany ko ministera , taiza letsy no nisy zaza vao teraka tonga de nandeha le , mmhhh ! mba mandinika ihany oa ! akoholahy lazaina fa akoho vavy tsisy atody ao :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1249