Ary mba lasa aiza i Palitao Gris e?...

1. lemenakely ( 17/02/2009 07:59)
Tsy hay moa izay tena anaran ilay ranamana iny , fa raha tadiditsika dia izy ilay lohandohan ny mpisorona mafana fo teny @ 13 mai , ary niaraka t@ jeneraly Dollin teny Ambitsirohitra ny 07 fev iny!

Toa tsy hitahita koa i Palitao gris
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:36
2. xxx ( 17/02/2009 08:03)
izaho koa saika hanontany izany
3. xxx ( 17/02/2009 08:08)
toa voatifitra t@ sandriny lery iny dia le nandadilady be e ,mety mbola any @ hopitaly
4. xxx ( 17/02/2009 08:17)
izaho tokoa toa naheno izany
5. ravatorano ( 17/02/2009 08:19)
io izy io e !
fa niova loko ilay palitao
laa palitao orange indray !
:p =))
6. yuka ( 17/02/2009 08:22)
fa tsy i Barthou ve ny fiantso aniny ee!
7. bozyboleta ( 17/02/2009 08:23)
Mpandefa : madamakely [ Valio ] 17-02-2009 08:13:59
Lohateny : Ifampilazao fa....
Ifampilazao fa misy andian'olona mampiely fofon-drongony eny amin'ny olona mpitolona eny @ 13 mai ka manadonto ireo olona ireo sy mandrangitra azy, ka izay no mahatonga ireny fitabatabana tampoka sy fihetsika tsy voahevitra ireny. Efa fantampantatry ny mpitarika (TGViste) izany saingy mbola eo ampitadiavana hevitra hanavahana ireny olona ireny izy, satria tsy azo atao tandrevaka ny fanaovana izany satria ain'olona marobe no ahiany eny @ 13 mey isan'andro: ireny angamba no nitarika ny olona hiditra ny lapa teny Ambohitsorohotra, sy nitoraka ny RM1 omaly. TANDREMO E: IALAO RAHA VAO HAFAHAFA.
Tsy hita moa izy ty rey olona fa ady fiady daholo izany, sady en guerre tout est permis, hoy ny vôza, sady tsipaky ny miala aina ny an-dra8 e!!!! snif, snif
Valio Andryui ah


Mbola tsy maty izy izany fa io manaparitaka fofon-drongony ao @ 13 mai araka ny voalaza io
8. lemenakely ( 17/02/2009 08:26)
ravatorano:

io izy io e !
fa niova loko ilay palitao
laa palitao orange indray !
:p =))



Sao mba palitao marron , koa izy aza izany voatifitra ... Dia mba marron aloha !
9. xxx ( 17/02/2009 08:33)
Efa nody any Antsohihy izy izay e! efa voalaza tatsy fa deputé Antsohihy izy iny, any indray izy mitarika olona hanao TGV!
10. xxx ( 17/02/2009 10:24)
VAVAK PREZIDA

"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"

"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)

"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)

"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.

Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!

de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......

Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!

---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
11. xxx ( 17/02/2009 10:36)
atao innn i palitao gris zany fa i karavato mena tadiavina ee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0571