Indreo eny fa nivoaka moramora ry AREMA
1. tovolahy007
(
16/02/2009 15:41)
Miomana elahy ry Andry fa ho ataon'ny DEBA MAMAY. Elahy toa tsy hamono baolina nefa novidiana lafo, izao ny tompon'ny club tezitra. I DEBA efa te hiverina mafy, elahy nefany to sady tsy ihira no tsy hanao tsenjery. I ROSSY efa hoe disponible ra toa ka hilain'ny la. Efa nomena any la doly zay rehetra nilaina. Ny tena giravy de tsy i DEBA rery no tezitra @ la fa i LA FRANTSA KO efa miomana @ kobay be ao.
novalian'i xxx ny 16/02/2009 20:00
3. tovolahy007
(
16/02/2009 15:55)
Ko mampalahelo ilay BOAY KELY KO. Tsy hitan'ny lery tsony zay aleha. Hijanona eto @ tanana, toa sarotra aminy satry tsy nahafaty baolina sady nanao ny tsy fanao, andeha ho any Frantsa ndray, ny any efa romotra mafy de mafy satria lery tsy namono baolina. LA FRANTSA nefany efa dodona mafy mitsy @ le PETROLE eto @ tanana.
5. xxx
(
16/02/2009 16:05)
Lesona daholo izany fa aleo aloha ho arahina mangina ihany ny mety ho tohiny e, mbola tsy vita anie ny film e!...Mbola tsy nisy saina fotsy nitsangana?
6. tovolahy007
(
16/02/2009 16:15)
Ny nahagaga ahy ry zareo dia izao, refa nandeha nifampiraharaha t@ mpitandro ny filaminana i ADRY SY ROINDEFO t@ ilay fakana Ministera, de refa nolazaina hoe tsy azo atao de iny ry zareo fa niverindalana. Izany hoe, fantatr'izy ireo tsara zany fa mahafaty ny mandeha ao ra mbola miziriziry hoe ho ao. KOA NANINONA ARY RA MBA NASAINA NIVERINA IHANY KOA NY OLONA REFA FANTATRA FA TSY AZO ATAO NO MIDITRA TENY AMBOHITSOROHITRA? Hany ka nosakanan'ny olona ny fiara nitondra azy ireo niverina satria hoe tsy maintsy miroso izy ireo. Ry zareo lehibe reo anie hoa ka tsy haninona leretsy e, hitantsika tsara izay, refa hitany fa ahafaty azy de iny izy no miala, fa isika ?? Ireny matimaty fotana reny sasany. MAMPALAHELO.
7. xxx
(
16/02/2009 16:28)
aiza izany ilay kabary be teo amin'ny 13 Mai oe "na basy na tafondro mipoaka!!!"????
8. tovolahy007
(
16/02/2009 16:37)
xxx>
Eeeeee, nialany mora iny e. Ka iny ilay famporisihina e, nga tsy loza. Nosakanan'ny olona notarihiny teny hoa ny cortege ny lery hoe tsy mahazo miverina enao ra ANDRY fa tsy misy mihemotra zany eo. Efa mba tonga saina ko ngamba le olona ka tsy avelany ra tsy ho lohalaharana. De tsy nety lery, de hoy izy hoe aleo aloha HIALA FA MIVERINA EO ZAHAY AVY EO. Taiza izy no niverina teo???? tsssss. Zany ny aina ka te hanao aminy eo.

10. xxx
(
16/02/2009 16:47)
hitan'i lery hoy mafy dia aleony tgv miskiva hoe hiverina eny @ 13 mai nefa lery efa hitsoka e .Akolaha fataka ireny ny mitsaoka ihany no hainy rehefa misy hotakotaka kely :-D :-D :-D :-D :-D
12. andrywui
(
16/02/2009 17:54)
le molota a!! tsy misy action ???? tsy misy action hoy elah !!?? eny ary fa rahapitso mahita azy fa matoria tsara alo molota anio alina !! de i molota ko refa miresaka eto de aza miteny ratsy !! fa refa tsy tanty ny eto de mifindrà any amin dinika hafa fa aza miteny ratsy !! OK ? de alefaso ary ny kozy fa toa mipararetra tsy misy mteny hianareo vao niserana fotsiny aho he he he !! mbola vao qmanomboka io fa aza migorera ee !!
13. molota
(
16/02/2009 18:05)
iza no migorera @lah eo! ra ts hoé misy sarim-bavy eto koh! efa ela ihany i zay wawawa nareo teto izay président tgvendrana hoe zao é manketsy sy makeroa é, tsy misy teny ratsy ko eo fa TGVendrana oa é! mampalaelo é hihihihi :-D :twisted:
14. andrywui
(
16/02/2009 18:25)
Efa vita kalam tsara letsy ny rapits a !! mihinana fotsin sisa de vita ny ady !!! efa masaka ny lohomby fa miandry vary sisa !!!
15. molota
(
16/02/2009 18:37)
Tena nahazo namana DAHALO miitsy leitsy leisany ry Andry Radomelina an! ? hahahah :-D :-D :twisted:
16. andrywui
(
16/02/2009 18:46)
ha ha ha mangovitra sahady anga ny havako ??? vao hanomboka ane ny fety e!! oviana vao haraina !!!
18. xxx
(
16/02/2009 20:00)
andrywui:
le molota a!! tsy misy action ???? tsy misy action hoy elah !!?? eny ary fa rahapitso mahita azy fa matoria tsara alo molota anio alina !! de i molota ko refa miresaka eto de aza miteny ratsy !! fa refa tsy tanty ny eto de mifindrà any amin dinika hafa fa aza miteny ratsy !! OK ? de alefaso ary ny kozy fa toa mipararetra tsy misy mteny hianareo vao niserana fotsiny aho he he he !! mbola vao qmanomboka io fa aza migorera ee !!
tsy dozy ve bainana an sur eh hitondrako an le mahery ela raha mitady e
:-D :-D :-D :-D