Saobakaka ambody riana ihany koa ny vahoaka @ izao!
1. xxx
(
16/02/2009 13:40)
Ny mpanao pôlitika moa tsy laitra tenenina intsony na ny ara-dalàna na ny mpitady fahefana ankeriny.
Afa-nenina na ny ray amandreny ampanahy ,antokon olona na manao na tsy manao politika , na ireo vahiny avy any ivelany .
Fa ny tena loza dia ireo vahoaka izay nifidy ireto olona 2 manimba ny fiainany , lasa mitaintaina lava sao maty ,na misy mandoro sy mamaky ny trano , na very asa ,....
Satria ao anatina minitra vitsivitsy monja dia mety ho tonga na @ iza na izao ireo zavatra ireo
Ka ho ahy manokana raha hanao zavatra toy izao ve no nandaniana azy ireo ?Inona moa no ilàna azy fa tsy indray ahato @ asany daholo :idea:

répondu par xxx le 17/02/2009 10:36
3. xxx
(
16/02/2009 16:50)
Tairo nama ry Valo kely a! asio detax kely njay aloha mba kadoan'ny mpokona fa ny mpokona tsy miala @ toi e! siora a! de mba ataovy mora koa ny vidimbary sy menaka sy ny sisa fa tsy misy maha afaka antoi zany eo ! ry deba zao efa manao kosy :°)
4. andrywui
(
16/02/2009 16:55)
Belaza !!! miaraka amlah rery alou de OK !!! fa ra am vahoaka malagasy de KO !!!!
5. xxx
(
16/02/2009 17:39)
Nareo aza manaiky korotanin'i wiwiw eo e! ol efa very any anaty ala reny sady tsisy boussole :°)
6. andrywui
(
16/02/2009 18:05)
he he he very ve ozy elah ry xxx 4 ??? kana elah aza tsy sahy miresaka ahy mivantana fa miafiafy kely amin xxx lava eo alohako eo kou hi hi hi hi !! vao tairiko kely eo zao de mirifatra be mitsoaka he ha ha ha
9. xxx
(
17/02/2009 10:36)
VAVAK PREZIDA
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"