L'AMITIE AMELIOREE... aôna n hevtrareo am'io?
21. ikaretsaka
(
18/02/2009 19:25)
tsy tezitra lisany zany raha sendra "lasako namana amelioree" aby ny vadin'i laisany an :-D
22. Papoose
(
18/02/2009 22:27)
notty, yeeeeeaaahhhh......
ika, tsy manin raha lasa namanao amelioree ny vadiko =)) =)) =)) tonga nareo de mba pssshhh pssshhhhh
ika, tsy manin raha lasa namanao amelioree ny vadiko =)) =)) =)) tonga nareo de mba pssshhh pssshhhhh
24. Mirananirina
(
19/02/2009 14:28)
oay leee! fa aôna ndray ny any mirana zany ? sôde tsy fantandry ary fa avy t@ rajako anie ono ny olona eh !!! aiza ary nareo zany ?
gidrokely a:marina izany dia rajako daholo isika izany e.
ok ,fiainana m'lay ty ko v ry Mirana de asina olana a,mankatelina e
tsy misy olona izany ny fiainana e.Efa vita ny olana,fa hafaliana izao no atao.
25. bradley7
(
19/02/2009 22:08)
izy ty alou ts de natao ho an'mpvady lôtra e! sad mba atôv manD tsr11 kos fa ts améliorena daôl zao akam reetr zao. :-* . lol
26. Papoose
(
21/02/2009 20:56)
ka tsy aleo v de efa mba araraotina eo dahoolo zay azo ameliorena eeee :lol:
27. kotobekibo
(
25/02/2009 22:53)
Papoose:
ka tsy aleo v de efa mba araraotina eo dahoolo zay azo ameliorena eeee :lol:
Miankina @ ol tsirairay izy io , misy mpinamana manao an'izany fa saingy vitsy d vitsy ( 5% @ mpinamana angamba )
Amiko tsy koi ref samy mahatambava sy tsy misy ankanery , tsy mi-scene eny imason'ol .
:-P
30. krika
(
27/02/2009 16:30)
amiko ny "AMITIE AMELIOREE.." dia zavatra tsy maintsy atao rehefa manoloana an'ilay toe-draharaha ianao ka hilaina an'io "A A"ianao
31. Papoose
(
27/02/2009 17:41)
kotobekibo, ndao fa tanako ny vavako.... naoty ndao daholo eee :°) :-D :-D