inona ny marina?
1. xxx
(
15/02/2009 19:02)
hoy ratsivalalaka oe tsy mety ny nametrahan'ny filoha an'i pds hanoloana ny ben'ny tanana satria ny ben'ny tanana dia lany t@ fifidianana malalaka t@ lanjan'isa 64% !!
dia ahoana izany i andry mitady hanala filoha lany t@ 52% t@ fifidianana malalaka?
aiza ny demôkrasia amizany?
dia ahoana izany i andry mitady hanala filoha lany t@ 52% t@ fifidianana malalaka?
aiza ny demôkrasia amizany?
novalian'i molota ny 16/02/2009 07:33
2. xxx
(
15/02/2009 19:12)
ry ratsivalaka ireny koa anie mba prôfesôra universitaire ihany fa de maivandoha ka, mafy mihitsy ny mba te hitantana an!
3. Noue
(
15/02/2009 19:21)
xxx:zany no izy rehefa tsy misaina eee ! rehefa ry tgv ve no manao zay tiany atao, hanongam-panjakana, mitanisa oe zao sy zao ny minisitra, nametraka an'io ramatoa io ho maire dia mety daholo zany ny azy ???? tsss
hoy ratsivalalaka oe tsy mety ny nametrahan'ny filoha an'i pds hanoloana ny ben'ny tanana satria ny ben'ny tanana dia lany t@ fifidianana malalaka t@ lanjan'isa 64% !!
dia ahoana izany i andry mitady hanala filoha lany t@ 52% t@ fifidianana malalaka?
aiza ny demôkrasia amizany?
4. xxx
(
15/02/2009 19:28)
mafy loha loatra tgv e,te ho ambonimbony nefa izao very seza,tsy aleo mba negocier an'i ra8 dia mba maire pouana pandant 5ans,izao lasa tsian'asa
5. marozevo
(
15/02/2009 19:30)
Izao no alehany rehefa mifanakaiky amin'ny tsinain-defo ny ati-doha.
7. xxx
(
15/02/2009 19:40)
hoy i andry teo amin'ny 13 Mai alohan'ny andehanana teny amin'ny lapa oe"na basy na tofondro mipoaka tsy maintsy alaintsika ny lapa" izy nefa tsy hita teny akory!
dia nakaiza izao zany izao ilay oe tsy mitsoaka nefa ny lapa aza tsy azo akory
dia nakaiza izao zany izao ilay oe tsy mitsoaka nefa ny lapa aza tsy azo akory
9. xxx
(
15/02/2009 19:46)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
dia ahona izany ialy oe tsy mitsoaka na basy na tofondro?
dia ahona izany ialy oe tsy mitsoaka na basy na tofondro?
10. salopard
(
15/02/2009 20:48)
ary ny anareo:
-rehefa izy no manao auto-proclammation t@ 2002; dia mety
rehefa ny sasany dia legalité eh! 2012, nefa signature-ny- tany DAKAR LE HOe hanao 2ème tour.
-Raha izy no mitifitra dia ZONE ROUGE
-raha ny sasany dia tsy mety, deba eh, raikalahy taloha e:
nefa samy aina izao nonalatsak'ireo tsy valahara roa ireo!
Ny iray aza miaramila;
DEBA SY VALO mitovy.
Vaovao farany: tohanan'y KHADAFI i RA8, sahala @ nanohanay an'i DEBA TALOHA IHANY
ka iza no tena disciple-ny DEBA?
fa ty iray kosa président ny fiangonana

11. Andribe
(
15/02/2009 22:01)
aleo reo vahoaka reo ihany aloha no ho faty eo zany. Raha maty rahavana matesany vahoaka. Raha hahazo sea de fatory @ tady tsy hita maso sao tsy afaka mihinambola :/ :/
12. xxx
(
16/02/2009 06:35)
ho an'i Monsieur salopard:ny tsy mapitovy t@ 2002 angamba dia nisy fifidianana!
izao tsy nisy fifidianana
izao tsy nisy fifidianana
13. ARINOFY
(
16/02/2009 07:02)
O ry salopard a,ny t@ Ravalomanana kosa ane ka voka-pifidianana nangalarina no notoherin'ny vahoaka e.Fa ity kosa de fanonganam-mpanjakana tsotr'izao fotsiny.Fa nga nisy vahoaka teto M/car nifidy an'i tgv ho filoha?Ny hanao maire no nifidianan'ny vahoaka azy,@ zay vahoaka teto A/rivo.Firy moa no mba mahafantatra an'io rangahy io any @ sisiny e?
Momba ny fitifirana,ny t@ 10/08 ane ka vahoaka be de be no nankany ary vehivavy mitondra baiboly no ankamaroany.Fa ny teny A/rohitra ane ka betsaka ny olona niandry fandrombana fotsiny e.Porofo @ zany ny nandorany ny tomobil ny police.Raha tafiditra tao ry zareo de sur fa tsy maintsy may ny lapan'A/rohitra ary sur koa fa tsy maintsy voaroba ireo toerana saro-pady teo akaikiny toy ny banque centrale,tresor....

14. molota
(
16/02/2009 07:33)
Mampalaelo dia tsy mbola afaka misaina lotra ny Malagasy iray manotolo, manentana an-tsika rehetra mba hampianatra azy i reo mba tsy ho antaony sasany fitaovam-politika fotsiny, :wink: