sary eeee

21. heidi ( 15/02/2009 09:08)
:-D :-D :-D :-D
22. heidi ( 15/02/2009 09:09)
ity reportazy blog hitako tany ho any! alaina sary akainy de otran'ny mba hoe be olona ery lay 13 mai :°) :^) :^)
http://radotiana.blaogy.com/post/283/6030
23. zama91 ( 15/02/2009 09:46)
Noue:

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img213.imageshack.us/img213/116/mahamasina140209061ep9.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img213/mahamasina140209061ep9.jpg/1/][IMG]http://img213.imageshack.us/img213/mahamasina140209061ep9.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img178.imageshack.us/img178/333/mahamasina140209091oo5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img178/mahamasina140209091oo5.jpg/1/][IMG]http://img178.imageshack.us/img178/mahamasina140209091oo5.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]


tena sur fa sary omaly daholo ireo fa tsy hoe ny sary teny @ 13mai sary t@ manif jeudi ou vendredi
24. Noue ( 15/02/2009 10:02)
azo jerevana eto ireo sary ireo eee !

Photos des événements du samedi 14 février

http://www.topmada.com/2009/02/14/photos-des-evenements-du-samedi-14-fevrier-2009/
25. zama91 ( 15/02/2009 10:14)
Noue:

azo jerevana eto ireo sary ireo eee !

Photos des événements du samedi 14 février

http://www.topmada.com/2009/02/14/photos-des-evenements-du-samedi-14-fevrier-2009/

raha io sary teny @ 13mai io ve hisy 2500 olona?

26. marozevo ( 15/02/2009 10:47)
Miteny ho azy ny sary.
27. Noue ( 15/02/2009 12:38)
andraso fa mbola ho avy ny sary sasany eee ! ilay izy anie efa hita zao efa efa mihena andro aman'alina ny mpanaraka azy eee ! jereo fotsiny ireny omaly ireny , zara raha nahazo kil dia mody lazaina oe aleo omena an'i mahamasina ny toerana tssssss :^) :^) :^) :^) :^)
28. tsinjo ( 15/02/2009 14:11)
fa aiza i nga MINISTRA E ? sa any aminy cyber de tsita refa alahady ?
tonga eo iny zao de manao be fiavy njay :-D :-D :-D :-D :-D i ANDRYWUI io
tsy mahateny njay iny zao ra NOUE a
29. Noue ( 15/02/2009 14:21)
ka inona indray moa leisy no ho lazainy eo eee ! tssss ! lazainy fa mbola matory indray noho izy dia aza kotabaisina eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. ralalaina ( 15/02/2009 14:38)
nahazo vola ny olona teny mahamasina ry donto isany,tsy hitany lsany ngah ny fifidianna be ny tanana farany teo,mba ahirato ny saina fa za aza de lomorina lava izao
31. tovolahy007 ( 15/02/2009 15:18)
Nisy inona t@ fifidianana ben'ny tanana farany teo, MOA TSY LANY I ANDRY? Sa hoe NANOME VOLA I RAVALO HIFIDIANAN'NY VAHOAKA AN'I ANDRY? hahahaha. IRENY NO ANTSONINA HOE DEMOKRASIA RY SAKAIZA A. TAIZA T@ ANDRON'NY RATSIRAKA ELAHY NO MBA NAHITA OLONA TSY TAO ANATIN'NY AREMA KA HOE LANY SOLOMBAVAMBAHOAKA? RAHA NAHAY I DJ FOPLA DE NANARAKA TSARA MITSY NY NATAONDRAVALO T@ IRENY MBOLA RADIDY NY PREZIDA RENY. MIJERY TSARA NY FANDEHANY ALOHA, DE ARAHINA MODY OMENA TSIKY KELY ENY IANY RA PREZY DE REFA TONGA AVY EO NY FIFIDIANANA DE INY FA TONGA DE MANAO FIDIRANA FAVO. SURE AHO FA RA NANAO AN'IZANY LERY TONGA DE PREZIDA, SAINGY INDRISY FA RY SAVONY VAVA MIANAKAVY NO NOHENOINA TENY KA DE IZAO,NANAO NY TSY FANAO, ADINOY HATREO ILAY NOFINOFY. MBOLA TSY AMPY VOZONA LE BANDY KELINAREO FA ASAIVO MIOFANA ALOHA.
32. heidi ( 15/02/2009 15:48)
29. Mpandefa : ralalaina [ Valio ] 15-02-2009 15:38:50
Lohateny : Re : sary eeee
nahazo vola ny olona teny mahamasina ry donto isany,tsy hitany lsany ngah ny fifidianna be ny tanana farany teo,mba ahirato ny saina fa za aza de lomorina lava izao

ountsssssss! izahay aza nandefasana sms antso tsirairay, ny gasy aty hanao fihetsehana hanohitra an'i ravalo fa hanohana an'i andry ko! dia ireo olona vitsy no nandeha tany am sary ireo, midika fa otran'ny vidina am sms sy antso ihany ny olona hanao fihetsehana :-D efa fombanareo mitsy izany e!
matoa maro ny tsy nande dia tsy mankasitraka an'i ngahy DJ zany :-P
33. Papoose ( 15/02/2009 16:32)
xxx:

Papoose:

dia mbola zao ihany no ahitana ndry vendrana roa hoe businessmen..lozana mifaninana zay mahavory olona...ny sasany madinika atsy ambadika efa hofaty tsy hihinan-kanina :evil:



Tsy zay kosa angamba akia ry papoose kely ny heviny fa mba hampisehoana an'izao tontolo izao hoe iza no mbola reven'ny mpokona a! sa tsy azonjy ve ny kozy e! ny vaza nge tsy mahay afatsy ny hanaratsy fotsiny e! satria tsy tiany ianao handroso e!


zah manao hoe zay no heviny.... businessmen izy reo satria manome baiko fotsiny dia tsy maintsy tanterahina...raha leader izy mihaino olona tsara vao mitetateta mandray fanapahan-kvt(ary mbola ilainy koa ny famehezana ny atao hoe mihaino) ny businessmen no mifaninana zay ahazoana profit bebe kokoa hatrany peu importe zay moyen ahatongavana @ but tiana ahatongavana!
dia raha io hvtrao io hoe "hampisehoana @ zao tontolo zao hoe iza no mbola reven'ny pokona" no vao maika mahakely saina azy mitsamy....vola anie no lany @ io eee!!! ary ny betsaka vola nolaniana @ fika masiso , fotoana sy ny ain'olona tsy lazaina intsony!
dia mbola kely saina hatrany raha atao fisehosehoana @ vazaha ny haben'ny olona tonga eooo!!!
Tena azoko tsara le resaka fa be no tsy mahatakatra na mi ignorer le tena fijaliana mianjady @ kely fihinana satria ny mpitsirika ety ivelany, izy roa vendrana sy ny mpiforum betsaka ary ny mpitsikera maro dia tsy voakasik'io direct, tsy mijaly ohatran'ny namoy ny havany na tsy mikaly sy tsy mandray karama ka tsy misy horaisina!!!

34. Noue ( 15/02/2009 16:55)
ralalaina:
nahazo vola ny olona teny mahamasina ry donto isany,tsy hitany lsany ngah ny fifidianna be ny tanana farany teo,mba ahirato ny saina fa za aza de lomorina lava izao
ny mahagaga dia ianareo tsy satry milaza fa donto ny olona mamaly anareo sy hasesika foana ity oe nahazo vola ity !! tssss tsy hainareo akory oe nisy ve zany sa tsia fa io foana no atao argument hamaliana ! tsss


35. Noue ( 15/02/2009 18:31)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img152.imageshack.us/img152/8445/evenement2place13maifevar5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img152/evenement2place13maifevar5.jpg/1/][IMG]http://img152.imageshack.us/img152/evenement2place13maifevar5.jpg/1/w585.png[/IMG][/URL]

sary ambony: Manifestation du 12 Fevrier 2009 à 12h30

sary ambany: Manifestation du 14 Fevrier 2009 à 12h30
36. belaza ( 15/02/2009 19:07)
andeha handroba aiza indray izao ireo aminy alatsinainy? sa handeha ho tifirina aiza? :-D
37. xxx ( 15/02/2009 19:32)
raha izao kosa aloha pas plus de 3000 e,izao no lazaina fa vahoaka marina izany saingy akanga sisa nanamborana,tapaporohana sisa tsy may :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
38. Noue ( 15/02/2009 20:12)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img511.imageshack.us/img511/7028/mahamasina14020906tx4.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img511/mahamasina14020906tx4.jpg/1/][IMG]http://img511.imageshack.us/img511/mahamasina14020906tx4.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

Manifestation à Mahamasina le 14 Fevrier 2009
39. Papoose ( 16/02/2009 23:44)
:-D :-D :-D mampitombo ny kaly hohanin'ny kil aza ve wa le isan'ny olona tatsy sy tatoa eee!! io foana no copy paster alleeeeretoro eoooo :-D =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0548