Taonan'ny DEMON STRATION marina

1. kaiky1 ( 14/02/2009 19:53)
Bold textDia mahagaga sy mahavariana ny seho mitranga eto aminy Mada aminizao.Angamba tsy nisy nihevitra ny tsirairay fa izao no ho hita amin'ity 2009.
Toa hoe taona ny fampisehoana hono izy ity dia samy maneo izany ny tsirairay nefa toa mety hitarika any aminy zavatra mety hanimba ny olona tsirairay satri efa misy na ny mpiray monina no tsy dia mifandray ny mpiavana sy ny mpiara miasa satria vao miresaka dia hoe TIM sa TGV ? Any ka lasa misy vokany hafa ho any hafa ilay hoe annee de DEMON STRATION. :cry: :? :(
novalian'i xxx ny 14/02/2009 20:31
2. xxx ( 14/02/2009 20:31)
Marina izany e , be loatra ity FALANA DEVOLY ataon ny mpiandry etsy sy eroa dia izao no VOKANY , na ny mpitondra sy ny maire aza ity tratra ; tokony entina any @ toby FLM ANKARAMALAZA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0767