mitenena gasy ho a! fa aferan'ny Gasikara ty fa Tsy an'i Lafrantsa ! na aza manoratra tsony rehefa tsy mahay ny tenin-drazana ! tsy izao akory no fandrosoana fa taratry ny fitaizana t@ andron'ny Deba, miezaha mafy fa tsy ho tafita ny hevitrao raha malagasy no resahinao nefa @ tenin'olon-kafa no entinao maneho hevitra ! eo enao sy ny tanindrazanao !!
ny zavatra rehetra lazain'i andry sy madagate,dia zavatra tsy misy profo na iray aza.rediredy no betsaka,ary efa manomboka mial any pokona fa toa hanimba pataloha fotsiny