Mody miafina ao ambadiky ny victime ihany i patron be zao an
21. donna198588
(
13/02/2009 13:33)
:D de le mpiasa kely mody mafy be etsy @ 13 may de mindry baiko avy any an-dafy inona ndray no atao, firy ndray no atao sorona :(
22. fijo
(
14/02/2009 00:20)
lazaina foan afa olona notatreina e,olona nomena vola e,izany hoe ny antsasak'antaninarivo nomena vola daholo???mba hirato ny maso
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 1.1389