inona indray re ity nataon'i lebeno e???

1. fijo ( 12/02/2009 20:11)
dia niarah anaheno indray ny zavatra nataon'i lebeno ,namerina ao anatin'ny fianakaviamben'ny kanto ireo pretra "integrista"efa nahoraka ny resaka vao mody nanintsy ny dia lebeno ka nilaza fa tsimaintsy manala eo imasombahoak aireo teny nataony ireo pretra.tsy nanaiky moa ilay pretra fa mbola nanamafy fa mila profo vao manaiky fa tena nisy ny fampijaliana jiosy.
tena manomboka mampiseho ny hendriny tokoa lebeno an,
hafa ihan ywa zampoly.
novalian'i fijo ny 20/02/2009 21:14
2. ikaretsaka ( 12/02/2009 22:16)
Raha ny hampitovy sy ny hanao referansy t@ ny taloha foana hoe "hafa ihany" amiko aloha dia tsy de vahaolana loatra ....
Fiatrehana ny realite no vahaolana amiko fa tsy ny fanaovana karaha hoe hafa ihany aho t@ mbola virja na hafa ihany t@ mbola tsy nitapaka.efa tsy virja tsotry sy efa nitapaka dia eo no miainga.

Ny mbola hitako mahahendry ny kanto de io hoe rehefa diso de miteny hoe diso io, fa tsy manao ohatran ny revy any amintsika hoe tsy misy manaiky eo na olo maty na afo miledaleda
3. fijo ( 20/02/2009 21:14)
ka i zamploly anie tsy adala nanala an'ireo e,efa hainy fa handoto rano ireo.de mbola hoe haverina indray ve le,soa fa nahatsapa tena avy eo,izao horoahina avy ao argentine le pretra mahery fisainana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3506