efa mazava ny resaka

1. zama91 ( 12/02/2009 16:29)
Notre message est clair : l’ordre constitutionnel et le refus de violences, et aussi l’appel au dialogue »,
izany no lazin'ny solontenan'ny ONU,ny ambasady eto dago,OUA,ny minisitry ny cooperation frantsay.
k'asa mbola tsy mazava tsara angamba izany
novalian'i Andribe ny 12/02/2009 21:41
2. xxx ( 12/02/2009 18:20)
mitohy ny tolona aza matahoatra ianareo mpomba an'i ra8 fa tsy maintsy mbola hisy ny surprise e on verra
3. Noue ( 12/02/2009 18:24)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/4876/20090211mahamasina12qd5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/w600.png[/IMG][/URL]
4. xxx ( 12/02/2009 18:38)
:-D :-D :-D :-D
5. fijo ( 12/02/2009 20:44)
misy vera ngaha ao anaty TGV ao,sao vaky fa toa mihontsakontsana be le izy
6. Andribe ( 12/02/2009 21:41)
fijo:

misy vera ngaha ao anaty TGV ao,sao vaky fa toa mihontsakontsana be le izy

efa oe tgf tsisy frein ko mbola vera a vera ny tavoahagin ny bex aza efa vaky ny rano ritra tsy tafajanona intsony io fa any tsiafahy vao tafajanona iza no manao anareo hoe miakara ao

tsisy miala ao ooooooooooooooooo


:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2273