andrywui et oay veulent ma photo

1. xxx ( 12/02/2009 15:33)
Tsy afaka ompaina tsinona aho rehefa manao xxx ka aleo tsy valiana ny resako. Ny azy ireo mantsy ny ompa sy ny fanevatevana no atao hoe ady hevitra.
Tsy ianareo rery no afaka mamaly e, mbola eo jeneraly Dolin hanatitra anareo eny Ambohitsirohitra. Sa mifarararemotra aty amin'ny internet?
novalian'i Noue ny 12/02/2009 18:27
2. andrywui ( 12/02/2009 15:37)
Noue de maninn zao ra avoaka io ps io tsy kanosa be toy io !! ao ary fa tsy tenitenenika tsony elah ry Noue fa avoahy ary ny anaranlah e !! de ataoko akama elah !! de aiza zao le sary zefa kelinlah reny tsy nalefa teto ndray mba hiomehezana letsy
3. xxx ( 12/02/2009 15:43)
fa angaha hono tsy mampihomehy mihitsy ny eny amin'ny 13 mai. Ny Hasina ange ka mba efa lasa minisitra indray eh.
Na sariny fotsiny aza mba efa notendren'ny 40 voix electoraux izy.
4. Noue ( 12/02/2009 17:14)
andrywui:

Noue de maninn zao ra avoaka io ps io tsy kanosa be toy io !! ao ary fa tsy tenitenenika tsony elah ry Noue fa avoahy ary ny anaranlah e !! de ataoko akama elah !! de aiza zao le sary zefa kelinlah reny tsy nalefa teto ndray mba hiomehezana letsy
izaho ry wiwi tsy miafina zany aaaa ! ary mitazona hatrany ny hevitro aaa !!!! sady tsisy hatahoraka zany eee ! iza no hatahorako ?? misy biby be mahatsiravina nga ato no hatahorako sy hihafenako ??? klet'ieeeeeeeeeeee


5. andrywui ( 12/02/2009 17:34)
Noue !!! efa niafana tsara ny tazo azo teny mahamasina omaly ??? ndeha matory ra mbola reradreraka so voan'ny sovoka eo !!! ty ianao toa mbola malezolezo kely tsy mahajoro tsara
6. Noue ( 12/02/2009 18:27)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/4876/20090211mahamasina12qd5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/w600.png[/IMG][/URL]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4415