Saingy indrisy ny rakipeon'ireo malagasy dia kila sy may. Indrisy ry tantara isan-karazany, ry angano, ny kabarinao fahiny andriamatoa Didier Ratsiraka dia may tao anatin'ny indray mipi-maso.
TGV ve ahavita hanarina an'izany. Efa ho vita koa io ny fanarenana ny rova. Asa lahy.