Feno Mahamasina sady tsy noterena ny olona

1. pimaso ( 12/02/2009 09:35)
Ela ny ela ka afaka naneho hevitra tena demokratika ny tena vahoaka marina
aoka izay ny lainga beanao ra tgv fa efa miharihary toy ny vay ankandrina a!
tohizo fa efa akaiky kely tsiafahy
ajanony kosa fa mbola mamela heloka ny fitondrana marina raha miova fo @ izao
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 14:55
2. andrywui ( 12/02/2009 09:47)
iza no betsaka ry donto ny olona 40.000 ve sa ny vahoaka 1.000.000 !!! ? sa tsy mahay mikaonty le babakoto lahy ty
3. ravatorano ( 12/02/2009 09:49)
andrywui < ompa sisa tsy ataoanreo an ila olona e
eto samy manohana ny heviny ka aleo ny hevitra no ampiadiana ary samia manohana izay heveriny fa mahavita hitondra ity firenena ity !
:wink:
4. tsinjo ( 12/02/2009 09:52)
ravatorana > hita taratra tsy atao mahagaga tsony reny ka , inn mo lisany teo ry andrwui ?? TGV mou ?? :-D
5. pimaso ( 12/02/2009 09:55)
andrywui > donto ny anti fivavianny reninl à
aza miresaka vahoaka mihitsy fa jiolahim boto sy tsy nahita fianarana fa andevolahy no be dia be
berk
Anaty vavam boay no mianakendry
tongava indray eny iavoloha fa efa mandavaka lavaka handorana ny fatin lisany zay
espece de damné
za l ty tao mahamasina fa olona civilisé sy intelectuel daholo ny 50.000 tao fa tsy andevolahy ohatran ny laisany a!
mazava
6. andrywui ( 12/02/2009 09:57)
efa fanina elah zany lety !! ka lery ane oa ravatorano no nihantsy ahy tatsy voalo fa za mbola gentil be teo e!!! otran'ny oe za no namparary ny tazo anla halina !!! fa za ve no nandefa anreny orambe omaly ireny no otrn hoe za zany no Andriamanitra namely anareo TIM tao ko za no hitezeranlah mafy eo !!! hi hi hi hi
7. tsinjo ( 12/02/2009 09:58)
pimaso > kalma kalma lesy bainina a :wink:
8. andrywui ( 12/02/2009 10:12)
pimaso === aza miteny ratsy fotsiny e!! zay no condution fa tsy hamaly anlah tsony aho ra miteny ratsy elah !!! sa zany no nampianarina anareo tany natranRAD nareo tany oe mitenena ratsy amity forum hitan'olona amanapitrisany ity !!! fa rehefa tsy mahatanty de betsaka lohahevitra azo hidirana ato de ndana makany
9. xxx ( 12/02/2009 10:55)
vitsy ireny olona teny mahamasina e hoy ry andrywui,ary ny an'i tgv milahatra eny 13 mai,
5000 sisa no isany dia toy izao no fitsinjarana azy
anesorana ny service d'orde 1000 mpandalo curieux
1000 vagabons
1000 mpangaroposy sy ny jiolahy
1000 mpijery ny sareraka sy ny komikany
1000 ireo very ny tombotsoa t@ andron'i ratsiraka
1000 sisa mba vahoaka mankasitraka an'i tgv
le compte est bon
:-D :-D :-D :-D :-D
10. andrywui ( 12/02/2009 11:01)
feno Mahamasina sady tsy noterena ny ORANA nanafay anay tao !!
fa nataon'Andriamanitra orambatravatra toy ny tao amin'ny baiboly mihitsy no namaizany azy tao !! narary aby ry la tsinjo ry le penguin ry Nyavo sy ry tsyafoi ry pimaso !! omaly de vao nakana dokotera androany maraina aby ry zalahy vao niafana kely !! fa toa hoe daidra mihitsy oe i Nghoia
11. xxx ( 12/02/2009 11:48)
nga mo letsy noterena à, nentina gratuit avy any antsirabe, miarinarivo, anjozorobe, manjakandrina, mahintsy......
sady nilay an, mbola vitsy reo isa nomen-dry zalah reo. zahay tsy manaiky, fa zahay aty @ faritany koa ngé nanohana é. zahay nahita ny fivadihana palitaon'ny MFM.
raha atao zany ny isa marina, d any @ 10.000.000 any ny mpanohana an'i ra8. anisan'zany zahay "votery" ankolaka hijery azy. hijery inn moa, iny no mba mandeha aty aminay.
misaotra ééééé. efa tsy avelanareo zahay hivarotra ronono @ mpividy tinay, efa alainareo ny taninay, bdb. afaka ny hanao inn moa zahay é.

12. ngoiha ( 12/02/2009 12:22)
HE HE HE mbola aiza ny ahazo an'TGVVVVVVVVVV mbola tsy nanao fanetanana aza Ra8 hoe mijanona ny mpiasa sy ny mpianatra fa haha tsy zany tonga taty am'13mai ny fivelaran'ny mpanohona,satria inoana fa tsy atonona mihintsy raha MAHAMASINA
DIA AONA MBOLA MITADY VE???
13. kelly13 ( 12/02/2009 12:27)
betsaka lôtra le sujets tsy hita tsony ze vakiana sy valiana!
14. ndenn ( 12/02/2009 12:49)
kelly13:

betsaka lôtra le sujets tsy hita tsony ze vakiana sy valiana!

Vakio miadana fa tsisy mahamaika ny famaliana izany é !ny votoantony no banjinina.

:lol: :lol:
15. petakoel ( 12/02/2009 12:55)
fa iza anefa moa no noterena e! nga ny mpakeny am 13 mai noterena sa nis nanery ny olona hiakatra an Ambotsirohatra na oe ko oe ts mainty makeny mamasina? sitrapon ny olona daôl ren nefa zao no lazaiko anareo fa nareo no reraka am fandeanana ery sy ary fa ts mis ariary hiditra an am pôsinareo akory eo. ts maintsy ny az ian no fenoiny na ra8 zan na andry ka asakasakareo fa ny fiezahan ny tsi11 hiasa mafy iany no ahavelona aza na tsia?
16. peta83 ( 12/02/2009 13:01)
Hoy i kelly13:

betsaka lôtra le sujets tsy hita tsony ze vakiana sy valiana!

Dana ky manao shopping eny @ Behorirka fa resaka mankarary andoha ky ny ato an!


17. pimaso ( 12/02/2009 14:55)
leo angaha i andrwui be rongony?
na tian là na tsy tian là anay ny tanana
azo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1183