pôlitika

1. cooper ( 12/02/2009 08:18)
Betsaka no lazaina fa tsy hita popoka teny ambohitsorohitra ny asabotsy, betsaka koa no lazaina fa namoy ny ainy na dia tsy mbola tafiditra tao anaty zone rouge aza. Firy metatra miala avy eo @ palais tokoa moa ny zone rouge e ? ary nozaina fa rehefa maty dia nalain'ireo miaramila nankao anaty palais mba ho afenina izany,
fomba ahoana tokoa moa no nanaovana izany nefa ny olona mbola mitangorona ery lavitra ery sady tsy mba nisy naka sary ve na dia tamingany ray aza.
Betsaka ireo mijoro vavolombelona fa tsy hita ny havany, araky ny heno dia misy koa ireo nandromba tao @ cap^3000 ary misy betsaka ireo voasambotra tamin'nizany ? sao dia mba anisan'ireny kosa fa mba jereo ihany any antanimora .....
2. xxx ( 12/02/2009 08:44)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. xxx ( 12/02/2009 09:24)
ô ry coopera an! tsy tokony ho ary @ politika ve zany resakao zany no hatao e! resadehilah! resadehilah! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
4. sehenou ( 12/02/2009 22:59)
coopera a!lazao oe tsy nisy maty mintsy teny e!enao anga teny taminio andro io?
5. lemenakely ( 13/02/2009 03:03)
Izao no atao hoe resaky ny mpivaro- bilany e!

Ohatrinona ilay vilany ity ramose?

Mafy be iny madama? ....



Hors sujet ra cooper mini austin e , Kely loatra ilay vamn i Mr Bean
6. Mirananirina ( 14/02/2009 12:34)
mampite hihinana koa io menakely io e.,lay sary an!fa tsy le olona e
7. lemenakely ( 14/02/2009 17:53)
Mirananirina:

mampite hihinana koa io menakely io e.,lay sary an!fa tsy le olona e



MISAOTRA E, omeko ohatrinona ianao @ izay?
8. Papoose ( 15/02/2009 04:06)
aourta menazy! :-P
9. lemenakely ( 16/02/2009 07:55)
Yaourt fait maison?
10. Mirananirina ( 16/02/2009 16:22)
MISAOTRA E, omeko ohatrinona ianao @ izay?

Omeo ariary e na 1 centime fotsiny.
11. almada ( 02/03/2009 13:30)
Fa isika vahoaka aoka mba tsy manaiky ataon'ny fitaovan politika e! fa vao azony ny seza dia hadinony ny redirediny fa aoka samy hiasa sy hamokatre e!
12. andrywui ( 03/03/2009 12:48)
Mirananirina ve tia aourta oanina amin'ny menakely ?? (l) :miam: :miam: :miam: (l)
13. Mirananirina ( 04/03/2009 13:41)
Manahoana i Andrywui:rehefa sakafo azo ho hanina dia tiako daholo.
Na mamy na masira na mangidy na atambatra ary ireo e. :lol: :lol: :lol:
14. Papoose ( 08/03/2009 01:51)
aourta miloko oranzzz menazy eeee... :-D
15. kotobekibo ( 10/03/2009 23:33)
Papoose:

aourta miloko oranzzz menazy eeee... :-D


ary raha aourta mifangaro jus d' oranzzza , mety mampivalana an!
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0555