Pizza

21. soanja ( 21/02/2009 21:39)
ikaretsaka:

soanja an.. ny vava no mihinana fa tsy ny eritreritra!


Miala tsiny fa ny anareo ve zany ny vava dia hihinana izao rehetra izao raha tsy hoe poizina?
Raha maka/mihinana/mandray kominio ve i Ika dia inona avy no ampiasaina amin'io azafady o....
Izay ny ilaina ny fanabeazana ny vatana hifandraika amin'ny zavatra takian'ny saina ka. Rehafa nivoady aho fa hikarakara sy hikolokolo ary hiezaka tsy hanimba ny natiora voa-janahary, dia miaraka amin'izay/ mifandraika koa ny asa sy ny fomba fiaina. Aleo dia resahiko eto daholo fa tafiditra ao anatin'io ny Fair Trade sy ny Co-Op America, ny natural beef/meat, whole food, organika, ny enerjia efisianty ary ny hafa tsy voatonona manome ny filaminan'ny natiora miasa sy mifandray ary mifanampy.
Ampiaharina Ika ny finoana sy ny fiainana fa tsy atao resaka ambony latabatra fotsiny akory an! Izany fitiavana izany akory tsy moramora fa mila fiafiana tokoa sy fieritreretana ny hafa foana no sady mampisy filaminana ho an'ny tenanao ihany koa.
Fantatro aloha fa mpampihatra Ise saingy mba miteny fotsiny aho hoe na dia ny vava sy ny rehetra eny amin'ny vatana dia manao toy izany avokoa rehefa hisaina sy miaina ka mi- in sinky.


:-* :-* :-* :-*
22. ikaretsaka ( 22/02/2009 05:29)
raha izay de hafa ny handraisan'i soanja azy
Za raha mandray komonio de hoe vatan'i jesoa iny fa tsy hivakl aho hoe lohany iny sa tongony, na hoe lafarinina misy glutein avy aiza iny, na rano avy aiza na divay avy aiza!

raha mihinana hena aho ka hoe fihinana io (ka tsy vorona) dia haniko fa hena fa tsy hanontany aho hoe le omby natao joro ve ity na le nangalarin'ny dahalo sy nandalo smugglings isankarazany ve ity, na le voay saika nihinana ny mpiandry lakanareo ve ity! na ilay kisoa de lait naterak'ilay kisoabe tatsy afakomaly!

na hoe le salady nambolena teo ambonin'ilay kabone 101 vao nototofana ve ity ...
23. fahamarinana ( 22/02/2009 08:44)
:arrow: ilay filazan'ika azy koa ro mahatsikaiky..eny e,samy manana ny tena tiany tokoa...sa ahoana (l)
24. soanja ( 22/02/2009 13:10)
Ika> nomen'Andriamanitra ny saintsika mba handamina ny zavatra rehetra takian'ny vatana. Raha tsy nisy io saina io dia asa fotsiny angamba no nanjo ny olombelona.

Ny sakafo dia manana ny fahamasinany tokoa ary mahasalama sy mahavelona tokoa rehefa raisina am-pitiavana sy voalanjalanja.
25. ikaretsaka ( 25/02/2009 04:24)
faha> mahatsikaiky manakory koa... taoko izany ary ro izy ko!
26. fahamarinana ( 25/02/2009 04:49)
:arrow: ka ilay sari-teny ampiasain'ise mihintsy no tena clown,aiza ve resaka sakafo dia lasa kabone 101... :-D (l)
27. ikaretsaka ( 25/02/2009 06:10)
zava misy ary izany ko! feno ilay lavaka de totofana de ambolena eo amboniny!
28. soanja ( 25/02/2009 07:08)
fahamarinana:

:arrow: ka ilay sari-teny ampiasain'ise mihintsy no tena clown,aiza ve resaka sakafo dia lasa kabone 101... :-D (l)





=)) =)) =)) mahita raha mihitsy le Ika io koaehy!
29. ikaretsaka ( 25/02/2009 16:28)
fa za maninoan eeeeeee :oops:
30. Koditra ( 25/02/2009 18:48)
ikaretsaka:

zava misy ary izany ko! feno ilay lavaka de totofana de ambolena eo amboniny!
Sady mamokatra be iny a! :-D :-D
Nga mo eritreretina reny anana sy sousety reny oe taizaoaiza no nambolena azy.
31. soanja ( 26/02/2009 02:18)
ikaretsaka:

fa za maninoan eeeeeee :oops:


Ianao manapaka ny tsinaibenay!!!!


:) :) :-* (l)
32. fahamarinana ( 26/02/2009 09:10)
ika:
fa za maninoan eeeeeee

:arrow:ka tsary maninona fa izay koa ilay tsy ahafoizana any ika na aty na ary amin'ny dinika finoana ary!! :wink: :-* (l)
33. cutie ( 06/03/2009 20:15)
Misy sakafo tsy mba mety tiako fa ity Pizza ity dia tena tsy mety voako mihitsy

za ndray de tena tsy mety tia burger mitsy sady tsy mihinana an'io mitsy :-D
34. soanja ( 07/03/2009 11:14)
cutie:

Misy sakafo tsy mba mety tiako fa ity Pizza ity dia tena tsy mety voako mihitsy

za ndray de tena tsy mety tia burger mitsy sady tsy mihinana an'io mitsy :-D


Iny tokoa aloha efa ela no nialako lavitra sady ny aty aminay ohatra ny mankahala ilay McDo sns mihitsy ny olona aky de zara raha misy miditra le burgers sns ireny. Raha vao entinao any ny zanakao dia misy manao maso ratsy zany ny samy ray aman-dreny hoe any ve no nalehanareo??? sns dia mihena ny fitiavan'olona ny sakafo maika. Fa raha vo hoe Pizza aky dia tena hitanao mihitsy ny fihiratan'ny tetamasony hoe ahita fifanaretana indray ny vavoniko sy ny saiko.


35. cutie ( 07/03/2009 22:53)
soanja
za aza mbola tsy niditra Mcdo mitsy hatramizay hihihihi.
36. soanja ( 09/03/2009 15:16)
Cutie, rehefa misy Gasy vao tonga mbola tsy nahita izay MacDo no hoentiko any. Dia amin'iny aho manararaotra mihinan-kena fa ankoatr'izay dia ialako lavitra tokoa fa ny fofona aza dia efa mankarary ahy tokoa. Ny saina daholo tokoa aloha no mitondra an'io.
37. ikaretsaka ( 09/03/2009 19:12)
ny anareo koa ange iznay ny saina marina no misakafo fa tsy ny vava e...
ny ahy ny akoho sy ny vorona ihany no fadin'ny sekta.. fa rehefa tsy sekta intsony aho de hihinana soamantsara :-P
38. soanja ( 10/03/2009 03:40)
Ny saina no manjaka amin'ny vatana rehefa miasa ny fanahy! :-* :-* :-*
39. boubounezy ( 06/05/2009 00:06)
njy ngé soanja azoko anaovana pizza @ zé ingrédients tinjy mba ho zakanjy ny fofony é! fa za alou ty fofona pizza é! mais pour toi zany azo atao spéciala b mintry ka! za iany ny manao ny pâtiny :-P
40. soanja ( 07/05/2009 23:47)
boubounezy:

njy ngé soanja azoko anaovana pizza @ zé ingrédients tinjy mba ho zakanjy ny fofony é! fa za alou ty fofona pizza é! mais pour toi zany azo atao spéciala b mintry ka! za iany ny manao ny pâtiny :-P


Hello Boubounezy, elabe izay! Mahafinaritra mahita andry eto.
Ie, mino aho fa tiako ny pizza amboarinjy ka! Efa nisy namako izay nanamboatra ho anay indray mandeha izay dia laniko tanteraka. Raha tsy be sosy voatabia ilay izy dia mety tiako angamba. Misaotra Soa.


:-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2959