KIANJAN'NY MAHAMASINA

1. xxx ( 12/02/2009 05:15)
Natao ihany ny tsy hiresaka politika fa tsy maintsy lazaina ny zava-misy.
NIkabary teny Mahamasina i Ambroise ravonison (Logt62 cité Ambohipo) ary nilaza fa manohana an'i Ravalomanana, mba teneno ihany r'izareo iny namanareo iny an, t@ andron'ny ratsiraka iny efa nanao "escroc" ary efa nivoaka gazety t@ fisandohana ho commissaire ary nosamborina teny Antaninarenina, tsy tia fivavahana i Ambroise ravonison fa mpanenjika fivavahana dia inona no mahatonga azy hiaraka @ Ravalomanana izay milaza azy ho mpivavaka? Fantatro tsara mantsy io lehilahy io satria niara-nilalao t@ ireo zokinay. Mipetraka any Luxembourg izy io ary mankaty madagasikara 3 ou 4 fois par ans, ny sipany miasa ao @ air mad fa manana ny vadiny izy any ivelany any, ny mpiasany aza ampijaliany tsy manana karama fixe fa izay tiany omena no omena ary fanampin'izay dia tsy mahazo mandeha mivavaka rehefa mba te-hivavaka fa izany no mampahantra anareo hoy izy.
Ho hitantsika eo ny tohiny, mbola havoakako tsikelikely eto ny momba ireo olon-dra8 ireo ahitanareo ny tena marina.
Tsy maintsy ho fantatro ny marina satria miha miseho ny nafenina, ho tsarain'ny tantara eo ireo mpitondra mihatsaravelatsihy mampiasa ny anaran'Anrimanitra sy Jesoa Kristy ho entina hanambakana ny mpiara-belona aminy.
(mbola hitohy)
novalian'i xxx ny 12/02/2009 11:47
2. MANAKASINA ( 12/02/2009 05:22)
misaotra btsaka , fa aza manonona logt kosa e, sao miteraka zavatra hafa e! de aza mapiasa ilay ps xxx, raha tena mijoro vavolombelona e!
tohizo fa tsara
3. riwa ( 12/02/2009 05:29)
Marina zany ry xxx an, avoay daholo mintsy zay rehetra milaza fa zao sy zao any rehetra any fa ny anaran'Atra fotsiny no lotoin'reo tsy mataho-tody ampiasaina hanafenana zay rehetra atao sy anambakana vahoaka fotsiny.
4. penguin ( 12/02/2009 05:46)
Fampitahorana no dikan'ilay manonona Logt satria aminy ny dikan'ny FAHAFAHANA dia ny hoe aza miteny fa doranay ary robainay ny fanananao vao miteny eo ianao. Mpitaribato vilambava. Tsy MILA TGV no hita teny Mahamasina.
5. tovogold ( 12/02/2009 06:03)
Ho anay efa mazava ny lalana e, Ts mila olona otrany TGV hitondra anay satria tonga de hita fa olona maivandoha hitarika ny olona hanimba an'i Madagasikara fotsiny. Jereo tsara fotsiny , isaky ny mitokona etsy @ kianjan'ny 13, de ts maints misy fona voaroba, satria ny zavatra marina de ireo olona tonga eny , ny ankabetsahany de olona miandry fandrobana fotsiny
6. rixes ( 12/02/2009 06:29)
ka refa mitokona ny TGV de mizara vola ny TIM handrobana =))
7. tsiafoi1 ( 12/02/2009 06:43)
Iza moa no tsisy kilema, fa ny azo antoka de zao ;
Matoa ireny no nitranga de valim-bavaka izy zay !

Madagasikara de hilamina tokoa!

8. Oay ( 12/02/2009 07:09)
Misaotra an'i xxx. Ny mampalahelo kely ana ry xxx d maninn no tsy miseho ianao fa manao sarotava, asa raha mba misy hevitra ny mba ahafahana hifampizara traik'efa.Misaotra é!
9. Fanhaiky ( 12/02/2009 07:24)
Oay:

Misaotra an'i xxx. Ny mampalahelo kely ana ry xxx d maninn no tsy miseho ianao fa manao sarotava, asa raha mba misy hevitra ny mba ahafahana hifampizara traik'efa.Misaotra é!



Za koa manampy izay voalazanao izay, tsy haiko eh inona no antony iafenana ao ambadik'ireny xxx ireny hevitra anie no aseho eto eh angamba tsy hisy haninona azy eo tsy azoko mihitsy eh
:?:
10. xxx ( 12/02/2009 07:29)
Omaly ihany koa dia nisy olona izay nisandoka ho mpiambina an'i Rajemison Rakotomaharo taloha izay tratra niditra ka nitsikilo ny fivoriana nataon'ny Komitin'ny mpiasam-panjakana, soa aloha fa tsy nisy zavatra nafenina fa saingy ny nitadidy ireo olona nivory no tanjony, rehefa nosavaina ranamana dia kara-panondro tsy izy no tany aminy, ary rehefa nasaina nameno ny fiche de presence dia anarana hafa no nosoratany kanefa hafa ny tany anaty kara-panondro nasehony, raha ny hatezerana dia saika nisy ny nikasi-tanana azy saingy nalaina sary izy dia nalefa nody rehefa notenenina fa aza manaonao foana.
Azoko omena ny anarany sy ny adiresiny fa misy fotoana ny zava-drehetra.
11. xxx ( 12/02/2009 11:43)
mbola azonareo anontaniana ihany koa ny trano nipetrahn'io Ambroise Ravonison io teny Ivato akaikin'ny college d'antanetibe (CAA) fa noroahin'ny Huissier tao izy fa nanao ny tsy nety dia izy nitsoaka eny Ambohipo io.
12. xxx ( 12/02/2009 11:47)
tsiafoy1> valim-bavaka @ inona moa? enga anie ka tena niova fo nivavaka marina izy, fa ny hitako aloha hatramin'izao dia mpihatsaravelatsihy izy e, ianao io mihitsy no mpitsara olona eto ka nony omena ny porofo tsy azo lavina dia matahotra ianao? azonao hamarinina izay voalazako raha tianao ho fantatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4075