Reny Malala

1. rastafarai ( 12/02/2009 00:37)
Ao @ ambasadin'ny Frantsa hono i TGV no matory hatramin'iny 26 janvier iny!
:evil:
répondu par pimaso le 12/02/2009 17:31
2. xxx ( 12/02/2009 00:40)
Oay lel'ena!
3. xxx ( 12/02/2009 01:56)
Na tsy te-himehy aza ny tena nimehy ihany farany @ lel 6 lavan'i lel 6 ity!

Tsssssssss

Efa voa mafy marina ka dia izany sisa vôtanisa! Fanina sahady ve e?

Aiza re izany e!
4. MANAKASINA ( 12/02/2009 04:28)
za koa mba gaga fa iskany ny mijery hevitra iray enao dia mahita ilay hoe" lele6 , tena tsy atao lery fa aza omena tsiny, lele6
5. tsiafoi1 ( 12/02/2009 05:59)
Mety anaty Ambassade,
Na ao @'ny monastera????
Fa matoa tsy tratra teny Ambatobe,
De rary vato no hiafenany e!

Resaka iny ka atao ...,
Fa ny azo antoka de izao
Tsy mbola tonga ny fotoana
Hanamborana azy aloa izao...

Mbola tsy miainga akory ny mandat
De efa midradradra ingahy Eveka :
"Fa tsy tokony hisy fanamborana"
Ahoana ihany zany zalahy a??

Avela higalabona ny ratsy!
De ny vahoaka hiafiafy!
Mba misaina ihany lahy!
F'izay fanetry be ny firenena
No horaisina mpitolona!

Avoahy izy mba hofaizina
Fa zay tiana no hanarina....
6. Oay ( 12/02/2009 07:18)
xxx:

Oay lel'ena!


Ahoana ity rwandais tsy mahay teny Malagasy ity é, iza no nampiditra an'itony teto Madagasikara?
7. Oay ( 12/02/2009 07:26)
Jereo itony ataon'i tsiafoi1:
Hita fa olona tena maimbo rà,
TIMintsetsitra toa dracula hihihi....


8. namanabe ( 12/02/2009 08:56)
Maimbo an'ilay kristiana déspéré tsy mahazo ny tombotsoany indray eto , nataon'ry hihihi maivana tany dia eto sisa miteny ratsy efa nomanina angaha ny valizy kely ry lé-tsy mahataty VEHIVAVY LIBRE ty , rehefa obsedé sexuel dia amboary ny renibenty , fa aza eto no manapatra ny akelezan'ny loha

va désinfecter ta casserole avec ta langue , et va te faire foutre vieux con
IZAHAY MANAO IZAY REHETRA TIANAY ATAO DIA IZAY TSY FALY....mahazo bonbon
pecto
:lol:
9. namanabe ( 12/02/2009 09:24)
Amin'ny vehivavy tsy misy fotony comme ta femme no mandaitra ny fanapepona ara-moraly amin'ny resaka sexe , efa tsy t@ andron'ny reniben'ity intsony isika izao , dia mbà mieritreritra .

On encule tout les rastafarai de merdes qui casse les couilles ici :lol:
10. rastafarai ( 12/02/2009 12:37)
:twisted: To lasa teny ratsy sy opa le sujet an'i Bandy leaza!!! Aona io ra Hery!?
Moi swi peut etre un rastafarai de merde mais moi kon mem je me comporte bien envers les compatriotes de serasera,vai a fare in culo!!!!stronzo!!!! :twisted:
11. pimaso ( 12/02/2009 17:31)
Teraka
Gona
Voaozona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0832