tgv

1. xxx ( 11/02/2009 20:57)
Ty Gasy Vendrana
omeo zay mahita
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:20
2. xxx ( 11/02/2009 20:58)
Tadiavo Gadrao Veleso
3. fijo ( 11/02/2009 20:59)
aza atao an'izany izy,fa voafitaka koa e.nareo ko.
4. xxx ( 11/02/2009 21:01)
zaza be efa 34 taona iny ve ry fijo dia tsy mahalala ny tokony ataony an!
matoa manana entreprise sy laibany be dia olona misaina zany!! fa vendrana ara_politika
5. Andribe ( 11/02/2009 21:07)
Tarika Gaigy Voafitapitaka
Tena Gay Voapetaka
Taoka Gasy Voapozina
Tangena Goavana Voakarakara
T abory Goavana Voatapaka hahahahaha
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
azafady fa za tsy miady =)) =)) =)) =))

Tomany Gadraina Vaovao :^) :^) :^)
6. Noue ( 11/02/2009 21:11)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/5456/20090211mahamasina121ze8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
7. fijo ( 11/02/2009 21:11)
xxx an,ka zaza arapolitika anie izy e,mamela ny helony
8. Noue ( 11/02/2009 21:14)
rehefa mbola zaza tsy mahay politika dia mijanona @ maha-DJ azy eee ! fa tsy ny vahoaka no atao an'zaoooo !!
9. Andribe ( 11/02/2009 21:19)
Noue:

rehefa mbola zaza tsy mahay politika dia mijanona @ maha-DJ azy eee ! fa tsy ny vahoaka no atao an'zaoooo !!


O ry Noue a mba omeo ronono tiko io boaikely io rehefa any anaty TGV ianao


:^) :^) :^) :^)
10. Noue ( 11/02/2009 21:20)
klet'ieeeeeeeeeee !!! efa hoy aho oe

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/5456/20090211mahamasina121ze8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
11. fijo ( 11/02/2009 21:21)
ilain aihany izy,fa ndraso aloha e,maik aloatra ko lery ko
12. Andribe ( 11/02/2009 21:37)
asaina mamafa gabone lery ee mety kosa ko ra8 asaina manasa vilany :^) :^) :^) :^)
13. fijo ( 11/02/2009 21:45)
de iza no hamafa trano?
14. xxx ( 11/02/2009 22:18)
i noue! :-D :-D :-D
15. ndenn ( 11/02/2009 22:50)
Dia iza no atao mpanasa lamba ? :{
16. xxx ( 11/02/2009 22:53)
I gal dolin hi hi hi hi !!! :-D :-D :-D
17. Andribe ( 11/02/2009 23:26)
de iza no hamitra an i boay kely rehefa kaka izy :-D :-D :-D :-D
18. xxx ( 12/02/2009 00:20)
Oay lel 'ena !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0865