Iza ireo mpanohana an'i Ra8

1. patrick2002 ( 11/02/2009 18:52)
Tsy naharitra ny tenanay fa dia nitady valiny t@ fanontaniana ,fa iza no mbola manohana an'i ra-8 ? Dia niantso tel mihintsy .
Dia valiny dia hoe ireo olona miasa any @ projet maro isan-karazany vatsiny FMI sy Banque mondial vola ,maro be izy ireo t@ ity fitondrany ra-8 manana ity no niorina ,ka tsara ny karama ao tsy misy latsaky ny 5 millions .
Dia ny sasany olona miasa ny BIANCO ,misy isaky ny faritany izy io ,ohatry ny DGIDIE t@ androny Ratsiraka .
Gaga moa izao fa rehefa @ 8 ora any Dago iny ,mavitrika ery ny mpanohana an'i ra-8
novalian'i xxx ny 12/02/2009 04:48
2. patrick2002 ( 11/02/2009 18:56)
Ary mba iza ireo mpanohana an'i Andry ,dia ireo olona mitady ,tsy miandry vola bojo ,nefa tsy avelany ra-8 hiakatra fa raha vao miakatra kely ny bizna nao dia tadiaviny halaina ho azy .
Ka izany no nandorony mpanohana an'i ra-8 ny CITIC sy NAZA ELECTRONIC ,fa tadiaviny ho monopoliser-na ko ny fivarotana i-phone sy television ao Dago .
Loza indray izany hoa :oops: :oops: :oops:
3. Noue ( 11/02/2009 18:57)
patrick2002:
Gaga moa izao fa rehefa @ 8 ora any Dago iny ,mavitrika ery ny mpanohana an'i ra-8
hay tena dinihina faran -zay akaiky hatramin'ny oran'ny mpanohana ???? dia maninona hono zany eee ?? sa mety ahazo didy jadona indray oe tsy azo atao io tahaka ilay oe ville morte pour mercredi ???


4. xxx ( 11/02/2009 19:09)
o ra patrick o marina fa mety nisy tsy nety natao ravalo tsy anjely izy fa ty andry nao ty koa aloa vao miha loza e! aleo tsisy toa zay metisy
5. Andribe ( 11/02/2009 19:10)
za tsy manohana n iza n iza ee za tohanana fa za hilatsaka filoha tetezana tsy mita fa tetezana miampita de ho tafita daholo ny malagasy de samy hanankarena daholo ny malagasy ze mahantra asaina tifirin ny garde republiquaine an i ra8 :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. patrick2002 ( 11/02/2009 19:18)
Andraso aloha ra Andribe fa rehefa hamono ny malagasy sy hanambaka ny malagasy koa io Andry TGV io dia hivadika Andribe indray izahay.
Minoa fotsiny ihany.
7. patrick2002 ( 11/02/2009 19:26)
xxx:

o ra patrick o marina fa mety nisy tsy nety natao ravalo tsy anjely izy fa ty andry nao ty koa aloa vao miha loza e! aleo tsisy toa zay metisy


Tsy afaka hamaly anao izaho hoe loza ity Andry ity sa Tadio ,fa tohanako izy satria masahy manohatra ny fangalarana sy ny jadona nataony ra-8 .
i Andry TGV no iray amin'ireo operateur economique maro-be ,tsy nanaiky nataony ra-8 hoe hajanony io ,maro ireo nangina nanaovany ra-8 azy ao ry 3 freres ,le quartz ,TOYOTA Rasseta , mpanondrana lavanila , mpamokatra ronono.sns sns tsy voatanisa.
8. heidi ( 11/02/2009 19:30)
shhhhhh hita mitsy hoe samy tia tena ireo
9. sitlo ( 11/02/2009 19:34)
patrick2002

te hiresaka aho hoe
10. fijo ( 11/02/2009 21:20)
samy tia tena ireo,ary samy tsy azokazoko?saingy rah amisafidy kosa aloha,aleoko ravalo toa izay i andry.
11. Andribe ( 11/02/2009 21:33)
za koa tia tena fa za fidiana amizay za lasa laibany be de aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko tanteraho 8) 8)
12. fijo ( 11/02/2009 21:50)
de ndao ary fa hiaraka holaibany isika,fa za koa mba te ho
13. xxx ( 12/02/2009 00:27)
Oay lel'ena!
14. heidi ( 12/02/2009 02:55)
9. Mpandefa : fijo [ Valio ] 11-02-2009 22:20:00
Lohateny : Re : Iza ireo mpanohana an'i Ra8
samy tia tena ireo,ary samy tsy azokazoko?saingy rah amisafidy kosa aloha,aleoko ravalo toa izay i andry.


torakizany..... izay no ataoko hoe aleo ho eo izy hatram 2012
15. xxx ( 12/02/2009 04:48)
raha ny fijeriko an'i fijo, dia misy olona tohanany mafy ao @ ra8 ao.
Tsy maintsy mandresy ny tolona anoherana ny jadona ataon'ny ra8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1024