34 years later...
1. Fanhaiky
(
11/02/2009 13:06)
11 Février 1975, 11 Février 2009
34 taona aty aoriana
Colonel RATSIMANDRAVA
"Tsy miamboha adidy aho mon général" tsaroana foana nefa hatramin'izao zay nahavanin-doza tsy hita de rahoviana ihany angaha vao tena hanjaka eto amin-tsika zany hoe FAHAMARINANA izany sa rehefa lasa PARADISA I MADAGASIKARA nefa tsy mbola ho nofy ve izany
:( :( :( :(

répondu par Oay le 11/02/2009 14:46
2. Oay
(
11/02/2009 14:46)
Fanhaiky ianao ve ilay mitendry beso iny sa diso za Tsiky d Ampy é! Marina ny anao tsy aiko na lahy ianao na vavy fa raha lahy ianao d ozy za hoe marina ny anao rahalahy fa raha vavy d marina izany ranabavy.
Tsy misy resaka mazava eto @ ity tanindrazantsika ity refa mbola tsy mazava ny raharaha Ratsimandrava ary ny tena mampalahelo d ny taranak'ireo tao anatin'iny raharaha iny d terendray amandreny mafy mba hanao polifika d refa tonga eo @ fitondrana d ny atao voalohany d mirao ny tsy hitsikafonan'iny raharaha iny.
Ka io ry Fanhaiky efa fantatry ry zalahy hatramin'ny zafiafy hoe aiza ny lalana'chemin) sy ny barrage ka jereo fa ry beronono noheverina fa madio kanefa d hay mpiara misosy t@ ndry bona (tsy Richard Bona an!) ka malahelo ry havako milaza aminao fa tsy hisy hamaly anao ireo satria na ny andaniny na ny ankilany samy efa voanatra mafy tsy hiteniteny.Fa olomanga ireny tsaroako ilay tenin'i Commandant Andriamaholison:
_Efa nanarina mafy hono i Richard tsy hody t@ iny andro iny satria nivory tao Catalane ry zareo d ozy i Commandant Andriamaholison taminy hoe raha tsy maintsy mody ary ialahy d mitondra blindé fa satria izy olona mino an'Andriamanitra d ilay 404 iny ihany no noraisiny.Tsy mahalala an'i Colonel aho fa raha ny zavatra voalaza sy ny nataony d mahatoky za fa any @ paradisa izy @ izao.Mandrapanoratra Fanhaiky a! Fanahy aika an! hihihi...