Fahatsiarovana

1. miarina ( 11/02/2009 11:05)
Mba nanoratra aho ho fahatsiarovana ny daty androany izay nandaozany itompokolahy Ratsimandrava 11-02-75.

Raha nisy olona heveiny maro fa mety ho namapndroso ny firenena dia io olona io. Anio anefa dia tsy nisy olona hatrizao mba nahatsiaro izany.

Tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:39
2. orona ( 11/02/2009 11:17)
Mba misy resaka hafa lahy -- merci
3. Samoana ( 11/02/2009 12:01)
...Raha misy manontany
Aiza izao Ratsimandrava?
Teny tsotra no havaly
Ao am-po tsy mety rava..."

Sombin-tononkalo navaokan'ny gazety "Hehy" tamin'izany fotoana izany io zaraiko aminareo io. Isan-taona hatramin'ny nahalavo azy teo Ambohijatovo mandrak'ankehitriny dia tsy maintsy resahina kely ao an-tokantrano io lehilahy maheri-fo io.
4. xxx ( 12/02/2009 00:39)
Oay lel'ena!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0579