Mandrakizay,mandrakizay,mandrakizay
1. Kapistra
(
11/02/2009 05:17)
Diso hatramin'ny voa-1 (26 févrie09) ilay lazaina hoe tolona.
Noho izany dia diso daholo ny aty aoriana rehetra.
Mandrakizay,mandrakizay,mandrakizay ,ny ol manampahendrena sy ny ol misaina rehetra,dia tsy manome rariny ny doro trano sy vaky trano ho amin'ny fitakiana iray na inona na inona fahadisoan'ny andaniny.Tahaka ny tsy hanomezana rariny ny mpangalatra ny tranon'ny mpangoronkarena iray satria noana.
Fa raha izany no homena rariny dia izay izany no lasa fomba fitakiana eto Madagasikara.
Ka raha diso ny voalohany,dia diso daholo ny manaraka rehetra eo.Na inona na inona fanazavana.Ary mbola hitarika fahadisoana hatrany izy mba hanarahan'ny andaniny ihany koa izay fahadisoany izay.

novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:51
2. eh
(
11/02/2009 06:30)
zavatra tsy azo leferina io ê! ho ratsy tanteraka ny eto Madagasikara raha mbola ho toa izao foana no mitohy! na sanatria ho tonga eo aza i TGV tsy maintsy mbola hidina eny amin'ny 13 mai eo hanàla azy fa tsy safidinay io! dia tsy maintsy ho toa izay foana no hisy eto . Mba heritrereto hoe io anie no hitondra eo ê??? aza misy izany ry lanitra! tena fihainamboto mihintsy no hisy eto!!! Sodoma sy Gomoro aza hitako anie izany! ry tanindrazako...
3. ravatorano
(
11/02/2009 06:31)
iza marina ary no tena diso e !
eo indrindra isika
-za aloha tsy mankatoa ny fandrobana fanana\'olona na tamin\'ny fomba ahoana nahazahoany azy raha tsy hoe misy porofo marina fa halatra be vava no nahafahany nangoronan-karena ka tsaraina izy amin izany dia ny fanjakana no mametra ny saziny.
-za koa manameloka ny fitifiran\'olona nohon\'ny hevitra izay ananany,nohon\'ny hevitra tsy mitovy
-za manameloka izay mitarika olona ho faty indrindra fa efa fantatra mialoha fa hitifitra ny mpifanandrina na inona antony na inona antony satria faritra mena ilay toerana.
mandrakizay mandrakizay mandrakizay dia tsy ho tafa mihitsy ny malagasy tsivakivolo raha mbola ohatran\'izao foana no olona tadiavintsika rehetra hitondra ny firenena !
Mba aiza kosa ary ireo olom-banona e :?:

4. tsiafoi1
(
11/02/2009 07:06)
Ny marina toy ny trondro vaventy ka tsy azo raha tsy @'ny lalina!
Ny tena marina koa mbola tsy mahaleotena ara-économique isika ka mbola voagejan'ny any ivelany hatrany
Ny hoe olom-baovao de efa napetrako tany @'ny dinika tany aloha elabe tany hoe : mbola tsy teraka ny tena contre-Amiral..... Reo no aloa no misy sy apetraky ny ngeza de tsy maintsy misafidy isika.....
Acteurs silhouettes fotsiny ny vahoaka malagasy..... Ka raha mbola tsy maintsy ho izay aloa, tsy aleo ve izay mampilamina ny fiainana isam-batan'olona, sy hazoany ny sombiny kely mba mitsipika no tohanana!!!

5. xxx
(
11/02/2009 07:36)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHITSY ISIKA.
ka arovy ny tenanao, fa le fika de mitovy @ SIDA. mbola tsy misy fanafany.
na hitazona zao constitaka mialyB zao sika, na hanova constitaka hilailay kokoa. ny omaly ihany no ho ampitso. inn no hivakinao loha eo. zao ihany isika, isika no mety hofaty, fa ny fiinan-draMALAGASY zao foana ihany.
iza no tsy nampanatena volana teto é? IZA????
Fa aiza zao ny volana nampanatenaina hatr'zay?

6. LL52
(
11/02/2009 14:39)
manin ngah rah mba vevavy ndray no filoha n Gasikara, sady tsy le8 @zay no tsy tgv, de mety mba ho tafa ko le volana ampanantenaina, tsy misy gidraka ko @zay fa revy mlam.