NA HIVOVOH MAFY EO AZA DE MPAMONO OLONA E!!!

1. andrywui ( 10/02/2009 17:44)
E fa hita eranizao ttlo izao fa mpamono olona mihitsy Ravalo ka ry vendrana isany ato mbola mitady hirika hialana ihany oe zao e zao e!! tena efa nampianarina tsy hitsotra ny marina mihitsy ve ??? efa ny TV rehetra mihitsy no milaza fa Ravalo nompamono olona !!sa ve laisany mahay noho izao ttlo izao e!! ann?? ze donto kely votany ireo de miseho mandahandahatra eo foana ry babakoto isany !! donto velona !! gogole
2. andrywui ( 10/02/2009 17:49)
efa hiarahana mahita eo ny tifitra natao ,na innn fahadisoan'ny vahoaka aloha de ny mandatsadra tena tsy ekenizao ttlo zao mihitsy !! fa asa efa ho avy eto mihitsy angamba ny tafika NU vao hanaiky ry dondrona ato fa tsy mety ny mandatsak'aina zany fa sarobidy ny ainolona !!! eny e aminareo lay izy tsy misy dikany ,,,na samy Malagasy aza
3. Noue ( 10/02/2009 17:53)
andrywui:
foana ry babakoto isany !! donto velona !! gogole
soahiany fa zay miteny azy no izy oooo


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. andrywui ( 10/02/2009 17:55)
afabarakanlah ny anaran'olomasina (Noa) fa izy tsy mpamono olona toa anareo !! manao blasfemie direct le babakoto lahy ty !!! ndana miainga ary fa tsssss !!
5. Noue ( 10/02/2009 18:11)
ho tapaka lalandrà eo nihafarany aaa! dia lazaina avieo oe martioran'ny serasera ve eee ??? :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 10/02/2009 18:21)
légitime défense ny azy fa olona hangalatra sy handroba ary handoro trano kosa ve!!!!
7. heidi ( 10/02/2009 18:30)
Mpandefa : andrywui [ Valio ] 10-02-2009 18:44:26
Lohateny : NA HIVOVOH MAFY EO AZA DE MPAMONO OLONA E!!!
E fa hita eranizao ttlo izao fa mpamono olona mihitsy Ravalo ka ry vendrana isany ato mbola mitady hirika hialana ihany oe zao e zao e!! tena efa nampianarina tsy hitsotra ny marina mihitsy ve ??? efa ny TV rehetra mihitsy no milaza fa Ravalo nompamono olona !!sa ve laisany mahay noho izao ttlo izao e!! ann?? ze donto kely votany ireo de miseho mandahandahatra eo foana ry babakoto isany !! donto velona !! gogole


tsy araka izany voalazanao izany alou no henoko vaovaon'ny radio aty aminay e! donko tsy izao totolo izao izany :°)
ary ny olona otran'ny ry andrywii itony mora donto ny taimbavan'i tgv an de eo de mirediredy eo :-D
8. Noue ( 10/02/2009 19:48)
xxx:
légitime défense ny azy fa olona hangalatra sy handroba ary handoro trano kosa ve!!!!
sady efa be zay potika zay eee


9. zama91 ( 10/02/2009 19:51)
andrywui:

E fa hita eranizao ttlo izao fa mpamono olona mihitsy Ravalo ka ry vendrana isany ato mbola mitady hirika hialana ihany oe zao e zao e!! tena efa nampianarina tsy hitsotra ny marina mihitsy ve ??? efa ny TV rehetra mihitsy no milaza fa Ravalo nompamono olona !!sa ve laisany mahay noho izao ttlo izao e!! ann?? ze donto kely votany ireo de miseho mandahandahatra eo foana ry babakoto isany !! donto velona !! gogole

asa na efa mba henon'ialahy ny tifitra nataon'ny miaramila frantsay ny foule tany cote d'ivoire hiarovany anireo frantsay tany firy no maty ? nisy nilaza ve hoe mpamono olona ny soldat frantsay,manao ny asany ry zalahy,ny gazety taty sy ny tele nilaza hoe saika hananika ny palais presidentielle ny foule,asa hoe tokony bisous ve no omena an'i ry zalahy dia omena koa ny ordi dia dorana ny palais avy eo,


10. Andribe ( 10/02/2009 20:01)
zahay aloha saika haka seza tao e :^) :^) :^) :^) :^)
11. Noue ( 10/02/2009 20:02)
:-D :-D
12. tsinjo ( 11/02/2009 05:36)
andrywui o !!! moramora iany fa sao maty eo ka we aseho eto aminy serasera ny sary io le maritiora serasera :lol: :lol: :lol: :-D :-D
13. naughtyboy ( 11/02/2009 06:06)
asa kalo ze fahamarinany zany resaka emeute ivoirien sy frantsay zany,fa raha vao misy ny tifitr'olona dia vono olona izay na ahoana na ahoana raha nanaiky izany ry zareo dia izay safidiny zany ary io koa miankina @ eo inona marina no niseho ??? tany antoerana i zama sa honohono ndray otrany mahazatra io ka afaka manazava aminay ny antony sy nahoana ary ny itovizany ny niseho tany amintsika??
14. eh ( 11/02/2009 06:10)
Ilay ANDRYWUI mihintsy no tena tsy avotra fa fanetriben'ny firenena ê!!!, mpamono olona satria nitondra ireo teny amin'ny famonoana,TSY MISY HIDIRAN'i RA8 mihintsy izany! fiarovana ny lapa nataon'ireo miaramila no nisy tao , mody fanina fotsiny ry be vava isany fa fantany tsara ny zavatra nataony!!! tsy avotra wa!! tena difotry ny hadalàna sy ny devoly tanteraka... Mahamenatra satria gasy ihany dia mahavita mamadika ny gasy toa azy! sady mpandainga, tsy misy fitiava-tanindrazana, miray petsapetsa amin'ny mpandainga sy ny ratsy rehetra eto an-tany! hihihi! aleo hiomehezana fa tsss!
15. naughtyboy ( 11/02/2009 06:17)
averiko eto ihany ny loharano nipoirany hotakotaka sy fihetsehambahoaka nolazaiko tatsy ambadika ary antony anamelohana ny vono olona nataony fitondrana satria azo atao tsara ny nanakana fa tsy nandripaka ain'olona
zany satria matoa nisy ny tolona sy grevy dia misy ny tsy fahafaliambahoaka
fisainana marivo tototra kely mitady hanoro vohana ny hafa toy ny jamba mifampitantana izany e ,henoy tsara fanazavana izay tsy mila ampina na analàna ,raha sanatria tsy mbola takatry ny toa anareo manamarina izao heloka be vava izao dia aza mandany andro hanabado ny tenanareo na ny hafa @ hevitra lomorina
- matoa nisy ny grevy dia nisy ny tsy rariny ary matoa nisy ny tsy rariny de nisy ny fanamparampahefana sy fangalarana harembahoaka sa tsy MAZAVA ko zany ? ?
-Iza no mitazona ny fahefana ka manapatra izany ? ? ?
-Iza no nanao ny tsy rariny ka nanosihosy ny zo sy ny satany vahoaka ,nanandevo azy ireo hampitombo ny fananany manokana ? ? ?
-iza no nampanao ampihimamba ireo orinasany @ fitantanana ny harena sy fidirambolany malagasy, nitsoaka ireo hetra amantapitrisany @ fanjakana malagasy sy nivarotra ireo harena ankibontany marobe ho any tombotsoany vahiny ???
-iza no nanosihosy ireo lalampanorenana sy nanitsakitsaka ireo andrimpanjakana samihafa,ary nanao feo tokana ny fahampalalambaovao rehetra
-Iza no nampanantena fa anatsara ny fiainany malagasy talohany nanomezana azy andraikitra hanompo ny vahoaka nefa fahantrana ary fanandevozana ny vahoaka ho eo ambany ziogany didy jadona no nasetry izany ary nanome baiko amonoana ireo sahy nitaky ny marina eo imasony izao tontolo izao toy ny biby ? ? ?
Olona 1 ihany tsy manantsaina na fanahy sy manaporofo ny mahabiby azy ary andevoziny vola fantatrao ,fantatro ,fantatsika ary izao tontolo izao ilay mpanao didy jadona le8
16. xxx ( 11/02/2009 06:42)
12. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 11-02-2009 07:06:34
Lohateny : Re : NA HIVOVOH MAFY EO AZA DE MPAMONO OLONA E!!!
asa kalo ze fahamarinany zany resaka emeute ivoirien sy frantsay zany,fa raha vao misy ny tifitr'olona dia vono olona izay na ahoana na ahoana raha nanaiky izany ry zareo dia izay safidiny zany ary io koa miankina @ eo inona marina no niseho ???


ny anao koa izao tifitra izao foana no atao sesilany anefa ry zareo namono tena tamin'ny fanrombàna, tsy misy resaka mihintsy, rehefa noho ny adalàna no nahafy azy izay hita nibaribary tsy azonareo hialàna dia tsy asiana resaka fa rehefa noho ny adalàny, no nitifirana azy dia mpamono olona e!
17. naughtyboy ( 11/02/2009 07:24)
ka izay le izy e izay nanome baiko nitifitra dia tompon'andraikitra namono olona mivantana ary izay namono tena nandroba dia tompon'andraikitra @ tenany maty noho ny nataony , samy mahafantatra anzany daoly e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0899