MANFESTATION DE SOUTIEN a RAVALO HONO? Loza!
22. ndenn
(
10/02/2009 23:41)
ikaretsaka:
ze manana porofo sy argu tsara :
hoy i Einstein izay hoe "raha tianao ho voavaha ny olana de aoka tsy ho ny toe-tsaina na ny fomba fisainana nentinao nametraka ny olana no tohizana @ fomba famahana azy!
Le monde que nous avons créé est le résultat de notre niveau de réflexion, mais les problèmes qu'il engendre ne sauraient être résolus à ce même niveau
Mbola halentiko ambanimbany ihany , " tsy vitan'ny fampiasan-tsaina manoloana ny zava- miseho eo @ fiainana andavanandro no hahalalàna ny tena olana "eo @ fifandraisan'ny olombelona ,ambonin'izany koa ny tontolo manodidina .Le monde est un tout ,sauf pour les bestiaux .L'homme ne peut pas percevoir au delà de l'apparence car l'absolue est inconnaissable .Emanuel Kant .
8) 8)
23. ifiona
(
10/02/2009 23:49)
zandikely:
XXX: Tsy resaka légitime défense fa famonoan'olona tsotra izao, jereo ny rapport taterin'i Midi-Madagascar ity:
Sifflets. L'article 2 dudit décret de préciser que « la Préfecture de Police est le démembrement du ministère de l'Intérieur au niveau de la Ville d'Antananarivo, capitale de Madagascar. Sa circonscription coïncide avec celle de la Commune Urbaine d'Antananarivo ». En tout cas, si le Préfet de Police était sur les lieux, sa présence ne pouvait passer inaperçue puisque selon le même décret de 1960, « son arrivée sera annoncée, notamment par haut-parleur, porte-voix, coups de sifflet, roulement de tambour, sonneries de clairon, appels de conques, ou tout autre moyen jugé approprié ». Les coups de sifflet provenaient plutôt des rangs des manifestants à Ambohitsorohitra où l'on n'a pas entendu de sommations en raison de l'absence de l'autorité habilitée à cet effet.
Exception. Face à la carence du Préfet de Police, on est en droit de se demander s'il était possible de se référer au décret n°63-253 du 9 mai 1963 portant réglementation du service de la gendarmerie. Et qui prévoit en son article 77 que « Au maintien de l'ordre, l'emploi de la force des armes par les unités constituées de gendarmerie n'est autorisé que par réquisition spéciale. Par exception, en l'absence de l'autorité civile responsable, ces unités peuvent faire usage des armes sans réquisition spéciale dans les deux cas suivants :
- Si des violences ou voies de fait caractérisées, graves et généralisées sont exercées contre elles ;
- Si elles ne peuvent défendre autrement les positions qu'elles occupent ou les personnes qui leur sont confiées ».
Za ve no tsy mahazo teny frantsay fa toa mahita za anatin'io hoe misy ny exception, zany hoe rehefa tsy eo an-toerana ny prefet de police dia azon'ny miaramila atao ny mitifitra raha hita fa misy menace ho an'izay tokony arovany.
Ka na hiteny aza nareo hoe ny olona tsy nandroso akory d'efa notifirina, samy mahalala hoe tsy ny handeha hiverin-dalana na hanao bala kabosy eo ampovoan-dalana no tanjon'izy ireo fa ny hiditra sy hiroso @ fangalana palais.
24. ifiona
(
10/02/2009 23:52)
momban'ilay lohahevitra ndray hoe manifestation pro ravalo dia amiko ilay izy tsy tokony atao hoe pro ravalo fa contre tgv :lol:
25. patrick2002
(
11/02/2009 02:14)
tsipaky ny miala aina eh! nanao anio kou i Herivelona Ramanatsoa teo anosy T@ 2002 .
Hiady antrano ny gasy marina moa :roll: :roll:
Zaho dia efa miteny fa mety hisy faty olona indray eo ,ny mpanohana an'i TGV efa maimbo ra io ,loza ity marina.
Iza indray no mpamono olona aminio i ra-8 mamory olona ve sa ny tgv mitady vengeance.

26. xxx
(
11/02/2009 02:50)
heidi:
kou raha tsy ny fanonona artikl no inona ????
zay no mahadondrona sy hevi-bomanga anao tsy manao recherche fa didoha fotsiny...
Ny article sy ny decret ary ny citation na preuve (Références) no hanamarinana ny fahamarina'nhevitra iray sy ny zava-nisy fa tsy ampy ny fetenitennana foana tsisy porofo...
ka refam iaraka @ preuve ny gazety iray d marina n ylazainy fa tsy manaonao foana izy....iznay n oantsoina hoe ol nanao rehcerche ry kala an...fa tsy miteniteny foana izay hevinysy izay tiany lazaina sy madi-doha tahjaka anao vomanga be io miteniteny foana tsisy porofo sy faly manadatsa ny maty fotsiny..ambany saianm itsy....
27. tovolahy007
(
11/02/2009 03:35)
Aleo de hifamono ao refa samy tsy misy saina. Asakasak'izay te hamono sy izay ho faty any. Refa tsy te ho faty de aza mandeha eny @ toerana efa fantatra fa ahafaty, refa te ho faty kosa de miroso ery aloha indrindra ary refa ho eny Iavoloha ndray. Samy tsy misy ilana azy doly na ra dimy (V) na ra valo,samy tsy misy manaraka izany atao hoe demokrasy zany doly. Azo atao tsara ny manao fanoherana tsy misy RA latsaka izany, ary tsy ilaina hoe olona manana BEPC akory no ahatakatra izany. Fa niniana nato iny de @ zay hoe miharomotra ny olona. De ho hit eo, izay hifanarahanareo ao hoy ilay ranamana zay fa za ty efa nahazo devant. MIFAMONO DE SIMBAO DOLY NY EFA MBA KELY ANANANA. MANAOVA TOY NY AO AFRIKA,AZA AVELA RA TSY ADIMPOKO NO IAFARANY. IZAY ANGAMBANY NO AHAFALY ANDRA-VALO SY RA-ANDRY. TSY MISY MISAINA IZAY TENA AHASO AN'NY MADAGASIKARA NA IRAY AZANY.
28. Fanjaibe
(
11/02/2009 03:52)
Izany rey ra-olona no FAHENDRENA hananan'ny olona nametrahana AHATOKISANA hitantana firenena a!
Maika hamonjy ny fandalovan'ny Vahiny toa an-dry Amara Essy ( akama bonne fahiny - 2002) sy Menkariso ary Joyandet fotsiny io e
Anjarantsika no mitsara, ny ilany handaha handevina ny sasany hitsinjaka e
Dia manaraka daholo isika mianakavy

29. zoulou
(
11/02/2009 05:00)
tsotra fotsiny ny ahy efa TSY OLONA INTSONY RA8 FA BIBY BE SADY DEVOLY LATSAKA ANTANY.
30. xxx
(
11/02/2009 05:58)
mba hevitra ny ahy ity fa avereno aty amiko raha ohatra ka
maninona moa raha mifanaraka de manao karazana referendum dia anontaniana ny vahoaka hoe asiana ve le "tAtezamita" sa mita rano amin'izao miandry 2012 e?
Dia raha tena te hanampy ireo vahiny milatsaka ho mediateur dia io referendum io no asaina supervisern'ny iraisam-pirenena mba tsy hisy hala bato, sy mandeha amin'ny mangarahara.
Izay tapaka eo no ekena dia izay resy eo mipirina !

31. tsiafoi1
(
11/02/2009 06:18)
Intimidation daolo ny zvt rehetra, fa zany tsy hahasakana ny olona tsy handeha akory,...
Madagasikara milamina, izay ihany no tanjona!
Madagasikara milamina, izay ihany no tanjona!
32. rabingogilabanga
(
11/02/2009 06:53)
ika:
hoy i Einstein izay hoe "raha tianao ho voavaha ny olana de aoka tsy ho ny toe-tsaina na ny fomba fisainana nentinao nametraka ny olana no tohizana @ fomba famahana azy!
Le monde que nous avons créé est le résultat de notre niveau de réflexion, mais les problèmes qu'il engendre ne sauraient être résolus à ce même niveau
Merci Ika, fa citaton contre citation ary einstein ihany:
Le monde est dangereux à vivre ! Non pas tant à cause de ceux qui font le mal, mais à cause de ceux qui regardent et laissent faire.
[Albert Einstein]
33. xxx
(
11/02/2009 07:07)
allo! allo!
ho antsika ze tsy afaka ny hanatrika ny fihaonana eny mahamasina, ny TVMBS dia manome toky anareo, fa handefa izany @ antsipirihany rahariva. ampitapitao @ namana rehetra.
ho antsika ze tsy afaka ny hanatrika ny fihaonana eny mahamasina, ny TVMBS dia manome toky anareo, fa handefa izany @ antsipirihany rahariva. ampitapitao @ namana rehetra.
34. rabingogilabanga
(
11/02/2009 08:15)
ny hany teny atsipy dia tsotra:
NA manao manifestation aza ny Pro-Ravalo( izay zon'izy ireo tokoa, saingy ny fotoana no tokony natao herinandro na 10 jours après n'ilay carnage teny ambohitsorohitra);
dia aoka hilamina ny andaniny (ny eo @ 13 Mai), aza mamaly ny fihantsiana toy izao, mpihavan ihany iananreo ireo, ary mbola hifampintantana rahampitso;
Ny nahavita nitifitra t@ 10 août 1991, iny izy ireo nialokaloka any la frantsa ireny.
Ny nanao carnage t@ 07-02- 2009, dia handeha koa hialokaloka raha toa ka hiongana, fa isika samy isika gasy madinika no havelany eo