inona no atao oe sekta? iza avy ireo fiangonana sekta?

1. ndrin ( 10/02/2009 15:50)
Faly miarahaba antsika rehetrarehetra,
ndriana ny anarako, ary mitady valiny an'ireo fanontaniana ireo ny tenako, ka iangaviako , isaorana antan'androa izay mba manana hevitra na kely aza,marihana fa ny famaratina ny sekta araky ny hevitry ny mal gasy olona isan'nadro no tena ilaiko(dezinition populaire),ary misaotra mialoha hoan'ireo olona afaka manome lisitra ireo fiangonana sokajiana hoe sekta ao Antananarivo,aza misalasala manoratra amiko na amin'ny teny vahiny aza, antenaiko fa ho betsaka nareo handray anjara ity ady hevitra kely ity!
misaotra tompoko, mandram-panoratra,
répondu par mia le 15/02/2009 15:49
2. xxx ( 10/02/2009 16:56)
Ny atao hoe secte ve dia vondronolona nisitaka t@ reniny ka namorona antoko hafa ireo nisitaka no atao hoe secte , ary hoy ianao hoe iza avy ny fiangonana secte de mazava be fa izay misoratena ho Kristiana de secte
3. ikaretsaka ( 10/02/2009 17:17)
misy karazany 2 aloha ny atao hoe sekta!

1)Misy ny sekta tsy Xtianina (ireny manompo andriamanitra tsy i Kristy ireny)

2)dia misy ny sekta vanjo alika :^) :^) na ireny milaza fa manompo, na milaza tena fa manaraka an'i Kristy ireny , araka izay fomba heverina fa ahazoana kil sy metimety amin'ilay olona mpitarika fa mety hanarahana Azy)

Ny mampitovy azy dia izao:
-Ny olona voasarik'ireny dia na tsy sahy na tsy mety sy afaka manontany tena ny mombamomban'ilay nitarika azy sy ny mombamomba azy intsony . Raha misy olona avy aty ivelany milaza zavatra momban'io mitarika azy io dia tonga de haratsiana avy hatrany, tsy misy intsony ny fanaovana jery todika ny momban'ny fiainany afa tsy le hoe "Toy izao sy toy izao ny fiainako taloha de lasa toy izao hatramin'ny nidirako ho.... izay"
raha anontaniana izy "hoe raha miala ao ianao na tsy ao dia ho toy inona sy ho toy inona ny fiainanao?" na rehefa anontanianao hoe "de ahoana izany zahay tsy ao... maninona anefa zahay no ohatran'izao ?" .. de tsy hainy ny mamaly izay na valiany boraingina!
--->adino le fiainana ivelan'io!

-Tafiditra be ao an-tsainy ny hoe tsy misy fiainana hafa tsara intsony ivelan'io!

- Raha tratranao @ io fanahiana io izy ka fantatr'ilay lehiben'izy ireny fa misy izany... dia ianao no ifotoran'izy rehetra sy mahazo tsiny be ... asy itadiavana hevitra fatratra ny hampihataka anareo ary izy mahazo lavage be any hoe ratsy ianao sns...

-Raha anontanianao ny antony hanaovany na tsy hanaovany zavatra iray izy ka asianao mamoaka arguments bebe kokoa manazava ny antony... ny valiny rehefa tampina ny daomy de hoe "ho'zy pasiteranay hoe..." .. tsy fantany sy avy amin'ny tenany intsony ny anton'ny action-ny!

-Tsy mahazo miara miaina sy mifampizara afa tsy @ ireo olona ao @ ilay sekta ihany ry zareo, ka matetika na mpirahalahy na mpivady na mpianaka ka tsy membren'ilay sekta ny anankiray dia lasa tafasaraka! na voa force an-kolaka ho ao ilay 1 nohon'ny tsy fitiavany hisaraka!

-ny 80% ny olona ao fara fahakeliny (indrindra ny vehivavy) dia saika nanana olana ara-piaraha monina sy ara -pitiavana aby! dia lasa ohatran'ny adinodino ilay olana nony tafiditra tao satria, na mainka nitotongana be aza dia voatefy ho lasa tsy miheritreritra izay intsony ny saina .. ka na ho faty sy ho mainka rava tokantrano aza dia foana

-Lasa anisan'ny obligation an'ilay mpikambana koa ny "manjono" olona vaovao ary mila mameno "quota" la lasa mi se sentir coupable izy raha tsy feno io!
4. ndrin ( 10/02/2009 17:28)
xxx:

Ny atao hoe secte ve dia vondronolona nisitaka t@ reniny ka namorona antoko hafa ireo nisitaka no atao hoe secte , ary hoy ianao hoe iza avy ny fiangonana secte de mazava be fa izay misoratena ho Kristiana de secte

raha azoko tsara dia famaratian ara etymolozika no nanaovanao azy, saingy tsy ho tafavoaka isika satria dia secte daholo ny kristianina rehetra satria niala tao nisintaka tao amin'ny fivavahana jiosy!!!fa inona kosa nry reny lazain'ny mponina antananarivo fa eo sekta ireny?

5. ikaretsaka ( 10/02/2009 17:33)
ny jiosy samy jiosy koa aza mi sekta fa aza adino...
ny strikta (konservative) sy ny haredi sy ny hassidic sy ny liberal sy ny reformista
6. ndrin ( 10/02/2009 17:37)
ikaretsaka:

misaotra tamin'ny valin.teny ,marina tokoa ny voalazanao fa misy karazany roa ny sekta, ny secta tsy kristianina sy ny secta kristianina(voanjo alika),fa ny mahagaga ahy dia hoe fa ahoana ito fahroa ito no manana fiangonana , no miroborobo?nefa dia mitovy ny merhode ndry zareo?
7. ikaretsaka ( 10/02/2009 18:02)
Inona aloha no tianao lazaina @ ilay hoe fiangonana ?
raha hoe trano sy rafitra manko dia arakarak'ilay toerana sy ny rafitra sy ny sitrapon'ilay "mpitarika" io

ilay 1 (tsy Xtianina ) koa misy manana fiangonana ka ary misy milaaay be aza

misy koa ny vanjo alika tsy manana fiangonana (trano) fa any @ stade, tranon'olona malalaka sy tranompokonolona sns... any no manofa...

fa maninona no Miroborobo?:
-Satria mbola misy aloha ny "trondro azo jonoina" (ireo innocents), ary mbola be lavitra miohatra @ ireo nahita ny tao de niala...ary mbola mety le fika fandemen-tsaina hoe mila "manjono" mamely quota.. sy le hoe tsy mahita fiainana milay nareo raha mandeha ivelan'ny ato!

-Afenina fatratra ilay facette tsy mendrika loatra ary ferana sy tandremana ny olona tsy hamantatra an'io
-Ny olona voasarik'ireny dia na tsy sahy na tsy mety sy afaka manontany tena ny mombamomban'ilay nitarika azy sy ny mombamomba azy intsony . Raha misy olona avy aty ivelany milaza zavatra momban'io mitarika azy io dia tonga de haratsiana avy hatrany, tsy misy intsony ny fanaovana jery todika ny momban'ny fiainany afa tsy le hoe "Toy izao sy toy izao ny fiainako taloha de lasa toy izao hatramin'ny nidirako ho.... izay"
raha anontaniana izy "hoe raha miala ao ianao na tsy ao dia ho toy inona sy ho toy inona ny fiainanao?" na rehefa anontanianao hoe "de ahoana izany zahay tsy ao... maninona anefa zahay no ohatran'izao ?" .. de tsy hainy ny mamaly izay na valiany boraingina!
--->adino le fiainana ivelan'io!

fa rehefa mihena ny trondro, sy mahalala ny olona hoe misy raha tsy milamina ao dia mihena ho azy ny haza ka!
8. ndrin ( 10/02/2009 18:34)

ny tiako ho lazaiana amin'ny hoe fiangonana dia tsy hiditra lalina be ny dikany ao anaty baiboly tsika, fa andao atao hoe, antokon'olona miangona anaty trano, na toerana ray,miara mivavaka,azoko ny mpiroborobo azy raha araka ny hevitrao , dia ny fidele no mitombo sian'nadro , ny tafiditra ao tsy mivoaka intsony, fa ahoana kosa ireo lisitra? azo tanisaina ve ireo sekta ao antanananarivo?
9. soanja ( 11/02/2009 00:25)
Tamin'andron'i Kristy dia sekta ny fihaonan'izy ireo sy ny mpianany. Sady miafina indraindray no tsy mifanaraka amin'izay zavatra voizina tamin'izany fa manao ny ataony. Tsy nanana fiangonana izy ireo fa dia miara-misakafo no sady mampianatra i Kristy. Liana ny mpianany ary nankato azy fatratra.

Anjarantsika anefa amin'izao fotoana no tokony hahalala hoe aiza ny toerako manoloana ahy amin''Andriamanitra fa i Kristy efa lasa ary ny fanahin'Andriamanitra no solotenany eto amintsika miahy antsika. Raha mbola mahatsapa ianao fa mahasoa anao ny fiangonana ary manao asa soa mifandraika amin'ilay fiarahamonina ny fiangonana dia aza manahy na antsoin'olona sekta aza ny misy anao dia odio tsy heno izany. Raha toa kosa ka miala ny fiaraha-monina ny fiombonananao amin'ny hafa iray fiangonana na fivoriana ary mampiditra fankahalana izany ho an'ireo hafa- izay mila ny fitiavanao dia manontania tena fa mikotringa ny fampianarana ny tenin'Andriamanitra.

Tsy ny toerana na fiangonana, na ny vondrona misy anao no zava-dehibe rehefa haneho ara-panahy ny mahaolombelona antsika fa ny ao anatintsika tsiraidray mikatsaka ny fahamarinana sy fitiavan'Andriamanitra.
10. ikaretsaka ( 11/02/2009 06:38)
Tamin'andron'i Kristy dia sekta ny fihaonan'izy ireo sy ny mpianany. Sady miafina indraindray no tsy mifanaraka amin'izay zavatra voizina tamin'izany fa manao ny ataony. Tsy nanana fiangonana izy ireo fa dia miara-misakafo no sady mampianatra i Kristy. Liana ny mpianany ary nankato azy fatratra.

ny naha samihafa azy dia ny an'i kristy dia Izy (kristy) mihitsy no tompoina sy zavatra vaovao mihitsy no naoriny, finoana vaovao mihitsy (kristianisma) no ninoana !

Fa ireto sekta gasy @ izao (Voanjo alika) "kristianina" dia tsy zavatra vaovao no tompoina, tsy vaovao koa ilay inoana fa ilay taloha ihany!
11. xxx ( 11/02/2009 15:09)
ndrin:

xxx:

Ny atao hoe secte ve dia vondronolona nisitaka t@ reniny ka namorona antoko hafa ireo nisitaka no atao hoe secte , ary hoy ianao hoe iza avy ny fiangonana secte de mazava be fa izay misoratena ho Kristiana de secte

raha azoko tsara dia famaratian ara etymolozika no nanaovanao azy, saingy tsy ho tafavoaka isika satria dia secte daholo ny kristianina rehetra satria niala tao nisintaka tao amin'ny fivavahana jiosy!!!fa inona kosa nry reny lazain'ny mponina antananarivo fa eo sekta ireny?

Tsy haiko aloha na azoko any tianao hambara fa tsy ny mponin'Antananarivo ihany no milaza izany secte zany ka niainga tao europe io filazana fa secte izay ivelan'ny fiangonandehibe , any Frantsa aza misy soratra be mitsy eny @ arabe manao hoe , tsy mila secte fa ny aty @ tsika de manaraka footsiny rey tsy eto ihany fa erantany de zany no hilazan'ny manampahaizana azy , atao ahoana moa fa nianatra ry zareo sady mbola any @ ny hery de miteny izy

12. soanja ( 11/02/2009 15:32)
ikaretsaka:

Tamin'andron'i Kristy dia sekta ny fihaonan'izy ireo sy ny mpianany. Sady miafina indraindray no tsy mifanaraka amin'izay zavatra voizina tamin'izany fa manao ny ataony. Tsy nanana fiangonana izy ireo fa dia miara-misakafo no sady mampianatra i Kristy. Liana ny mpianany ary nankato azy fatratra.

ny naha samihafa azy dia ny an'i kristy dia Izy (kristy) mihitsy no tompoina sy zavatra vaovao mihitsy no naoriny, finoana vaovao mihitsy (kristianisma) no ninoana !

Fa ireto sekta gasy @ izao (Voanjo alika) "kristianina" dia tsy zavatra vaovao no tompoina, tsy vaovao koa ilay inoana fa ilay taloha ihany!

Marina tanteraka io fa ny hanampiako azy dia ny sekta angamba eto- satria betsaka ny fomba hanazavana ny sekta- dia ny fametrahana tsindy iray amin'ny hevitra iray na maromaro ao anaty baiboly ary iny no iaingan'ny fanompoana rehetra raha toa ka Xtianina no resahina.
Raha ohatra ka misandrahaka sy mifameno ary mivalampatra ny fanompoana any am-piangonana mahazatra dia an'ireto farany ireto kosa mampivoitra sy mametra ny hatraiza amin'ilay hetsika na finoana manokana voizin'ny teny na fehezan-teny iray na maromaro ao anaty baiboly. Bold textBold text
Ohatra ny "fitenenana amin'ny teny tsy fantatra", " ny fandraisana bibilava" sns... ny olana izany, enga anie ka tsy mitsara aho fa analyse no ataoko, dia ny fanapatapahana ny teny ao anaty baiboly ary ny tsimpotsimpona be fahatany. Fa raha maka ny hevitra ho isaky ny mpanoratra izy ireo na isaky ny chapitre dia manao azy hevitra faobe sy inona tian'ny mpanoratra lazaina raha bangoina dia tsy hitondra amin'io sekta io velively ny zava-misy.

13. ikaretsaka ( 11/02/2009 16:03)
Izay le kitsimpotsimpona lazaiko
14. mia ( 15/02/2009 15:49)
Pour les théologiens, les sectes sont une hérésie

Secte: comment la reconnaître ?
Certains critères peuvent nous aider à identifier une secte:

Séduction
Avec une approche attrayante la secte exploite souvent de légitimes aspirations:
Évolution de l’individu,
Amélioration de la fraternité humaine,
Quête spirituelle.
Présence d’un gourou
L’autorité réside en une personne ou en une organisation au pouvoir absolu.
Rupture sociale[/i]
La fréquentation de la secte amène à s’isoler de ses amis, de ses voisins, de sa famille; les liens naturels se distendent puis se coupent.
Déstabilisation mentale[/i]
L’adepte, souvent coupé de ses repères, devient psychologiquement fragile. Il perd son esprit critique et devient perméable à l’enseignement dispensé.
[i]Exigences financières

Convenables au début, elles ne cessent de croître, jusqu’à l’inacceptable.
[i]Asservissement

Dans la secte les contraintes sont énormes. Elles sont souvent liées à la pression psychologique du groupe. Il est autant difficile de sortir d’une secte qu’il est facile d’y entrer.
Quelques conseils
Si un de vos proches semble être pris par une secte
Gardez le contact.
Soyez à l’écoute, ne jugez pas, ne critiquez pas, ne rejetez pas.
Renseignez-vous.
Ne dites pas «n’importe quoi». Une mauvaise information fera toujours beaucoup de mal. Prenez plutôt contact avec des personnes compétentes. Nous sommes là pour vous aider.

http://www.info-sectes.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008