Lalao

1. xxx ( 10/02/2009 13:51)
Mba misy tsaho mandeha ka raha mba misy afaka mamaly dia mba mangataka fanazavana é, ny resaka mandeha dia hoe efa nanambady Lalao alohan'ny fanambadiany ankehitriny dia toa hoe efa niteraka vavy izy tamin'izany ka io zanak'i Lalao vavy io dia niteraka tamin'ilay Dj malaza fa nosaromana izany dia mody lazaina fa zanak'i Lalao Faralahy ilay izy,raha marina io dia zafikelin'i Lalao izany ity lazainy fa zanany faralahy ity an, fa tsinotsinon'ilay vadiny amin'izao fotoana izao.Fa ny marina aloha dia ny zanak' i Lalao amin'ilay vadiny vaovao ity dia efa namboarin'i Rija Diable an! Ahoana ny fahamarinany.Misaotra Tompoko.
novalian'i Oay ny 10/02/2009 16:42
2. xxx ( 10/02/2009 15:33)
ie marna zany fa le zanaki lalao de rija diable no efa tao amle faralah satri i lalao de efa nanao dj taminiz nanambady anle zanany faralahy satria mody lazainy fa niteraka taminio zafikelinio le zananay faralahy de tsy hita ze nalehan'ny lalao fa le dj no vadiny amzao ka niteraka vavy taminle zanany faralahy izy ka tsinotsinonile dj le zanany vavy fa ny marina alou de zafikelinyi hany io taminizy zanaki lalao voalohany de izy sy lalao no nanao dj tao de azon'ny zanany faralahy ndray le zafikeliny mody lazaina fa lalao ndray anefa lefa namboarin'ny rija diable
3. andrywui ( 10/02/2009 15:35)
xxx 1 lasa gaigy ve sa mipaorina
4. andrywui ( 10/02/2009 15:36)
hi! hi !hi !hi ! :-D :-D :-D :-D :-D =)) =))
5. yvonKEL ( 10/02/2009 15:42)
ny fiainanao sy zay mba hoavinao jerevana f'aza miditra loatra @ fiainan'ny oul. rehefa tsy tiana hoy aho ny olona iray dia hita foana izay hanaovana tsaho sy hono hono
6. Oay ( 10/02/2009 16:01)
Finn ndray ity resaka ity é, fiza ilay lalao d izay le rija diable.
7. xxx ( 10/02/2009 16:03)
asa fa vakio tsara le xxx 1 fa io no manazava azy tsara
8. Oay ( 10/02/2009 16:42)
xxx:

asa fa vakio tsara le xxx 1 fa io no manazava azy tsara



ka le xxx iza no hovakiana le vonalohany sa le faroa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0968