Tanjon' ny Frantsay @ io fanakorontanana io
1. pimaso
(
10/02/2009 12:26)
Ry vahoaka Malagasy tsy vaky volo
Aoka samy ho tony isika,
ny Frantsay ve no tsy mankato an'i Madagasikara handray ny Sommet Africain @ volana Aout 2009
Dia ny Malagasy samy Malagasy no hampifandrafesina toy izao
Rehefa efa noraisinao Andriamatoa Andry Rajoelina ny 24 milliara t@ Frantsay sy Ratsiraka dia hano irery any, na ny ainao sy ny vady aman janakao aza hatahorana @ izany,
ho anao koa Ravalo toneo ny olona tsy hisendaotra
Afaka roa taona hiatrika fifidianana isika,
dia Mahereza daholo isika Malagasy
Rehefa firenena Afrikanina hafa be korontana ve dia mahazo mandray ny sommet Africain, fa rehefa i MAdagasikara milamina tsara dia korontanina à tout prix?
Aoka samy handinika isika
ny doro trano sy mpandroba ,ampy izay
ny famonoantena @ toerana tsy azo aleha aoka izay
Amen

novalian'i xxx ny 10/02/2009 15:03
2. bozyboleta
(
10/02/2009 13:00)
Tsy resaka sommet UA fotsiny io fa alahelon-kanina bedebe.
Valifaty ny @ fahaverezan'ny fihinanana satria nitady hanjakazaka fotsiny izao kanjo tsy nahita rirany na kely aza.
Misy koa moa ny gasy kankana kely tia vola mety hatao jono dia sahy manapotika ny firenena.

3. gasyjean
(
10/02/2009 13:01)
mpimaso: marina tsara ny voalazanao,mankasitraka ee!,efa ela ihany no efa fantatra hoe iza ary inona no ambadik'izao rehetra izao,nefa moa inona no azo atao rehefa ny malagasy namanao sy rànao,no tsy mety tonga-saina mihintsy.Mbola eo ny tantara hitsara izany rehetra izany,satria tsy ho ela dia hivoaka eny ihany marina.misaotra
4. pimaso
(
10/02/2009 13:14)
Misaotra anareo mirahalahy
Ka tokony ho vakiana bantsilana @ haino amanjery @ izay izany fa mitombo ihany ny degat ankehitsiny
marina fa haute politique fa je pense qu'il est temps
Alleluiah

5. xxx
(
10/02/2009 13:19)
Niezaka ny niala sy nanadino an'i lafrantsa ireo mpitondra nifandimby teto M/car, Tsiranana, Ratsiraka ary Ravalomanana nefa tsy nisy nahavita fa niverina nisolelaka t@ lafrantsa daholo. :-D :-D :-D :-D
6. pimaso
(
10/02/2009 13:27)
Isika mihitsy no mahatonga izany
matin'ny fitiavan tena kely daholo
vidiany tsirairay dia mamadika tanindrazana foana
raha mafy orina tsara ny firaisam be afrikanina dia ho sarotsarotra @ europeana ny hividy azy ireo foana
Tongava saina daholo @ izay isika rehetra fa mbola tsy tara

7. bozyboleta
(
10/02/2009 13:54)
Ny Firaisambe Afrikana mihitsy no antenaina amin'ny fiarovana an'i Afrika eo anatrehan'ireo vazaha tsy maty voalavo an-kibo ireo.
Asa izay hataon'i Khadafi izay vao lany ho filoha vaovao UA fa mampieritreritra ihany ny fihazakazahan'i lafrantsa sy sarkozitina nifandray t@ Lybie teo aloha teo.

8. sitlo
(
10/02/2009 14:02)
Izaho aloha amin'izao dia vao maika tsy tia an'ilay lafrantsa fa dia aoka hotsoriko ny marina.
Toa mila aletika io fa raha avela izao toa manao ny afrikanina ho tsy olona.

9. sitlo
(
10/02/2009 14:13)
Fampitahorana ny mpampiasa vola koa no tena fototra iray,
http://news.bbc.co.uk/2/hi/business/7881319.stm ohatra
Madagasikara dia anisan'ny mpampiasa fiara frantsay indrindra eto an-tany. Raha Rwanda anefa no jerena dia vokatry ny fiaraha-miasa tamin'ny koreanina dia nanorina orinasa mpanao fiara tany ry zareo. Resaka tahaka izany no atahoran'ny Frantsay ka tsy ahoany izay maty any.
Ny Star izao faly ery fa simba ny tiko.

10. xxx
(
10/02/2009 14:15)
otsokosssooooo, waaw, otsokosssooooo
dakao handé any ary lay minisitra ho avy eo, raha MAHAVITA LAISANY.
tsy te hihinana an'le nivoahany daolo??
tairo ary oé mbo ho hita

11. andrywui
(
10/02/2009 14:43)
na inn teny atao eto na inn de tokana ihany ny resaka :: Mpamono olona tsy manatsiny teo amin'ny arabe (fa tsy jaune rouge Ravalo) ary mpamono olona tsisy sommation ka zay mankasitraka azy amizay de mitatao eo ambony lohany ny rànireo Malagasy iray rà aminao maty ireo zay no fotony fa ny ankoatra zay resabe hanadiovana heloka fotsiny !! fa hitambesatra eo antsorony sy ny tarananay ny ràn'olona alatsaka !! satria jehovah ihany no tompon'ny aina
12. xxx
(
10/02/2009 14:52)
Ka efa nandrama daholo anie letsy ry sitlo na ny Sovietika, koreana, Cuban, chine popilera, i ra8 mbo nanandrana ny zamerika, Alemaina,Norvezy fa tsy nahita rirany dia io niady mafy sy nogogogo mba handray frankaofonia io indray.
13. bozyboleta
(
10/02/2009 14:59)
Maninn le alain joyandet no mialokaloka ao ambadiky ny COI fa tsy sahy miseho @ maha-lafrantsa azy?
Mody atao hoe règlement au niveau régional ve?
Sao de heveriny fa paiso aza zay?

14. xxx
(
10/02/2009 15:03)
ny saina mbola vozanaka, na i ra8 milaza tsy tia aza ngé, tsy afa-bela é.
OUI VAZAH, zany zao mandé nanomboka t@ lahady, hatr@ny ialan'reo eto madagasikara.
ka iza no tao ambadik'zao fikorotanana zao, araky ny nalefa bdb teto @ dinika, isika malagasy mampalaelo ihany, fa tsy nisy nanosika zany. fomba fijerin'ny vozanaka, ny miteny zany zavatra zany, refa misy manaitra kely, d tsy maintsy oé, i ann no ao ambadika, i ann ndray io mikitika io.
hatr@oé, dinôzôro é!!!!! zao éééé.
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MINTSY MINTSY
otsokssssoooooo, otsokssssooooo. na inn kozy eto, samy mihinana an'le nivoahany daolo sika zao.