VAHOAKA FOANA

1. MANAKASINA ( 10/02/2009 09:04)
toa zary tena atao fitaovana politika itadiavana seza mihitsy ilay teny hoe " vahoaka, mamory olona ny atsy dia antsoina ny vahoaka, mamory olona ny ankilany de antsoina ny vahoaka, moa ve mba nisy mpitaritolona maty voatifitra, moa ve misy olony fitondrana mba maty no ny fitolomany sasany , RY MPITONDRA RY MPITOLONA AZA ATAO FITAOVANA NY VAHOAKA ,IANAREO REHEFA MAHAZO IZAY SEZA TADIAVIANAREO DIA NY VAHOAKA NO ALIKAINAREO
novalian'i bounany ny 10/02/2009 09:14
2. bounany ( 10/02/2009 09:14)
Zay nge oa e! ny vahoaka no ataon'ny mpitondra sy ny mpanohitra fitaovana.
Ny vahoaka mitsy no mila mandinika sy misaina.Ny vahoaka malagasy tsirairay;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6404